Anj 'Art Électrique

Anj 'Art  Électrique vente équipements électriques

💥 A R R I V A G E 💥✨CÂBLE ISOLÉ SY U1000R2V 100% CUIVRE ✨🔌 CUIVRE: Nahoana no zava-dehibe?Ny conducteur cuivre dia manan...
07/09/2026

💥 A R R I V A G E 💥
✨CÂBLE ISOLÉ SY U1000R2V 100% CUIVRE ✨

🔌 CUIVRE: Nahoana no zava-dehibe?
Ny conducteur cuivre dia manana conductivité électrique tsara indrindra,⚡
Fa tadidio: tsy ny cuivre irery no mamaritra ny sécurité — mila section, isolation ary protection mifanaraka koa.

1,5 mm² ➜ éclairage 💡
2,5 mm² ➜ prises 🔌

Misy couleur rehetra👇

🏠 Rehefa manao installation électrique, aza mijery prix fotsiny… jereo ihany koa ny qualité! 💪

Disponible daholo ireo ka alefaso ny commande ary , livraison mo gratuite hatrany 🛵
Contact 034 06 494 35
WhatsApp+261 34 06 494 35

💥 ARRIVAGE 💥Prise na interrupteur ratsy kalitao dia mety hiteraka échauffement, court-circuit ary mety hampitombo ny loz...
01/09/2026

💥 ARRIVAGE 💥

Prise na interrupteur ratsy kalitao dia mety hiteraka échauffement, court-circuit ary mety hampitombo ny loza ateraky ny afo

Ireto ny vahaolana ialanao amin'izany...

Interrupteur sy prise marque INGELEC,
✅Tsara sady mafy
✅ Manisy endrika tsara ho an'ny trano
✅ Qualité • Sécurité • Esthétique

Alefaso dieny zao ary ny commande nao fa misy isa izay ilainao ny arrivage ato🎉
☎️Contact 034 06 494 35
📠 WhatsApp+261 34 06 494 35

Manao livraison eto Antananarivo sy any amin'ny faritra

🎉 OFFRE SPÉCIALE 🎉⚡ CÂBLE ISOLÉ PRYSMIAN FRANCE 🇫🇷Mitady câble matanjaka, azo antoka ary maharitra? Ny Prysmian France n...
03/07/2026

🎉 OFFRE SPÉCIALE 🎉
⚡ CÂBLE ISOLÉ PRYSMIAN FRANCE 🇫🇷
Mitady câble matanjaka, azo antoka ary maharitra? Ny Prysmian France no safidy mendrika!
✅ Conducteur tena tsara ✅ Isolation matanjaka ✅ Mahazaka fampiasana maharitra ✅ Mifanaraka amin'ny asa elektrika isan-karazany....

Câble isolé 1×1,5mm² prysmian 145 000ar
Câble isolé 1×2,5mm² prysmian 205 000ar

Cuivre 100% rouleaux de 100m daholo , misy couleur isafidianana

Alefaso aingana ary ny commandenao fa livraison gratuite ho an'izay maka + de 3 rouleaux 🛵
Téléphone :034 06 494 35
WhatsApp : +261 34 06 494 35

Address

Antananarivo
TANA101

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Anj 'Art Électrique posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share