Kera Tsaly

Kera Tsaly 💓Tsara kely💓
🎁 Ny antsika🎁
❣️Livraison Partout a Madagascar ❣️

28/07/2024

🌷Coucou daolo e🌷
👉Afaka fotoana ny live tsika a
👉Aza adino

27/07/2024

Tena ratsy bé Ilay connexion fa aleo mba ataotsika demain. A 18heur Ilay live
Dia ho anareo izany tsy nahazo tamin'ilay kilalao Dia asitsika kilalao indray demain
Asiko fizarana crédit iany rahampitso Dia izay mahazo voalohany ♥️
Ho anareo Voaloha sy Faharoa ary Fahatelo alefaso Hafatra miafina aminay ny Laharany Finday anao sy Anarana misoratra aminazy
Captureo Ilay ''commentaire'' anao dia ampiarahina aminazy 🙏🥰
Mankasitraka indrindra tamin'ny fandraisana anjara tompoko

Salama Daholo ✋🇲🇬Asiantsika milalao Kely aloha ✋😍20.000ar ho any voalohany ❤️‍🔥10.000ar ho any faharoa 🤤5.000ar ho any f...
25/07/2024

Salama Daholo ✋🇲🇬
Asiantsika milalao Kely aloha ✋😍
20.000ar ho any voalohany ❤️‍🔥
10.000ar ho any faharoa 🤤
5.000ar ho any fahatelo 🥰
Sorato Ary ny hoe ''Je Participe''
Tsotra ny fitsipika tageo ny namana 5 Hanisy ''J'aime'' page ary zarao ao amin'ny rindrina ity 😘
Izany fanehon-kevitra betsaka ''Reaction'' Telo voalohany no ahazo ny loka 🚶
Fisarihana Sabotsy 27 Jolay izao amin'ny 7 Ora hariva 🤤❤️‍🔥

Address

Ankadimbahoaka
Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Kera Tsaly posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share