05/11/2026
✨️🛎 Témoignage 🛎✨️
Tsy nisy zavatra hay izany manafatra entana avy any Chine izany talohan’ny nidirana formation....🤔
🛍 Vita une semaine fotsiny ny formation dia efa mandray ny 1ère commande (test na essaie) ary tena taitra be amin’ny qualité fa tena TOP🔥 (satria efa mahay misafidy fournisseur tsara 😉)
Aleo ireto capture vitsivitsy ireto no hiteny fa misy aza avy any Majunga tonga nanatrika ny formation satria ho ataony morefotra ny business ao Majunga ao 💯🔥
Efa misasaka izao ny réservation ny place ho an’ny vague 8 izay hatao ny vendredi 13 sy samedi 14 Novembre ho avy izao ⚠️
📱038 93 659 78 ou mp haingana dia haingana