18/11/2025
🌎💻COURS D'INFORMATIQUE INTERNATIONAL POUR DÉBUTANTS 🖥️
Te hianatra teny "💻🖥️ INFORMATIQUE🖥️''sy💻 te hafehy '' mahakasika ny solosaina na Ordinateur '' farak'izay haingana ve ianao ary mahatsapa tena fa tena ilaina ny fahaizana ''💻🖥️INFORMATIQUE🖥️💻 '' amin'ny sehatra rehetra amin'izao ?
Misokatra ho anao Ary ny fampianarana '💻🖥️'INFORMATIQUE BUREAUTIQUE ET AUTRES DOMAINES 🖥️💻 '' Zay natokana ho an olona rehetra tsy ankanavaka, fampianarana mivantana andakilasy miaraka aminy mpampianatra ampy traikefa Amin'ilay taranja ary ny fampianarana mifantoka tanteraka amin'ny pratika, satria mpampianatra teny ''💻🖥️INFORMATIQUE🖥️💻 ''manana mari-pahaizana iraisam-pirenena manokana amin'ny fampianarana teny ''🖥️INFORMATIQU💻🖥️🖥️💻
Mandray olona rehetra Nadia Mbola départ zéro aza.
🖥️ NIVEAU I: DÉBUTANT : 300000 AR(2 MOIS)
🖥️ NIVEAU II: INTERMÉDIAIRE : 400000 AR(2 MOIS)
🖥️ NIVEAU III: AVANCÉ 500000 AR( 2 MOIS)
Ora fianarana :
TOMBONTSOA :
✓ OBTENTIONS DES CERTIFICATS INTERNATIONAUX ET DES DIPLÔMES INTERNATIONAUX (MAHAZO DIPLÔME INTERNATIONAL):
• Examens internationaux
• Soutenance après chaque niveau.
• Diplômes internationaux :
• Sortie de Promotion.
👉 Rentrée :
24 Novembre 2025
08 Décembre 2025
15 Décembre 2025
☎️038 44 507 72
Inscription est déjà ouverte !
Toerana: Ambohipo 3 chemins, akaiky Vanesa Beauté 3 étage, ANTANANARIVO.