Haino Vaky Jery

Haino Vaky Jery Fampianarana - fizarana - fifanampiana

21/04/2025
Ranavalona I ๐Ÿ‘‘ 30 taona niady tamin'ny mpanjanaka ๐Ÿ‡ซ๐Ÿ‡ท๐Ÿด๓ ง๓ ข๓ ฅ๓ ฎ๓ ง๓ ฟ๐Ÿ‡ฌ๐Ÿ‡ง.Mpanjaka taty Afrika nahavita nanohitra ny mpanjanaka ela ...
17/04/2025

Ranavalona I ๐Ÿ‘‘ 30 taona niady tamin'ny mpanjanaka ๐Ÿ‡ซ๐Ÿ‡ท๐Ÿด๓ ง๓ ข๓ ฅ๓ ฎ๓ ง๓ ฟ๐Ÿ‡ฌ๐Ÿ‡ง.
Mpanjaka taty Afrika nahavita nanohitra ny mpanjanaka ela indrindra. Tamin'ny androny dia lavon'ny Eropeanina avokoa ny mpanjaka Afrikanina fa i Ranavalona teo foana, nanohitra nandritra ny 30 taona mahery.
Ny malagasy tamin'ny andron'i Ranavalona I dia nahavita niady sy nanosika an'i Frantsa sy Angletera niaraka.
Tsy hoe niady fotsiny fa :
-Nahaleo tena ara-tsakafo.
-Nampiroborobo ny asa tanana.
-Nampiroborobo ny indostria mpanao sy mpamokatra fitaovam-piadiana.
-Nampiroborobo ny sampam-pitsikilovana sy fiarovana ny sisin-tany.
Nataon'ny frantsay izay fomba rehetra hanonganana azy na mivantana na an-kolaka fa teo foana izy mandra-pahafatiny.
Sary fanehoana : IA (Satria tsy misy sary ofisialy dia sary avy amin'ny filazalazana tamin'ny IA no ampiasaiko, izany hoe manakaikikaiky ny tena endriny fotsiny fa tsy tena izy)
Loharano : Izahay mahery

29/01/2025

Mendrika ho ampiana i Martin
0344540045 io ny laharana finday azahoana azy

INONA AVY NO ATAO RAHA HANAVAO KARA-PANONDRO  ???๐Ÿ‘‡Valiny
24/01/2025

INONA AVY NO ATAO RAHA HANAVAO KARA-PANONDRO ???

๐Ÿ‘‡Valiny

Address

102
Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Haino Vaky Jery posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share