Erecom

Erecom Bienvenue sur notre page! SSE vous promet de devenir votre premier choix en énergie solaire. Représentant exclusif "Felicity solar" à Madagascar

Un gamme de produit et accessoires solaires sont à votre disposition! Félicity Solar Mg est votre nouvel fournisseur et producteur en matière d'énergie renouvelable.

Miezaka hatrany izahay manatsara ny vokatra atolotra ho antsika mpanjifa. Araka izany, dia miala tsiny sahady izahay sat...
02/02/2026

Miezaka hatrany izahay manatsara ny vokatra atolotra ho antsika mpanjifa. Araka izany, dia miala tsiny sahady izahay satria hisy fiatoana ny famarotana sy ny livraison amin’ity herinandro ity.noho io fanatsara anatiny atao io.
Hiverina amin’ny laoniny izany manomboka ny Talata 10 Febroary 2026.
Misaotra antsika rehetra amin’ny fiarahamiasa

💧⚡ POMPE À EAU 12V ⚡💧Besoin d’une pompe à eau fiable et facile à utiliser ?Cette pompe à eau est faite pour vous !✅ Fonc...
21/01/2026

💧⚡ POMPE À EAU 12V ⚡💧
Besoin d’une pompe à eau fiable et facile à utiliser ?
Cette pompe à eau est faite pour vous !
✅ Fonctionne en 12V
✅ Facile à installer et à utiliser
✅ Faible consommation d’énergie
✅ Bonne qualité et durable
✅ Idéale pour :
• usage domestique
• agriculture et arrosage
• élevage
• transfert d’eau

Refoulement 25 mètre
Débit 2,5m3/hr

Alimentation 12v 17Amperes

plus d 'info :en mp ou
0342068886

🔥 Charbon écologique Miaro 🔥📣 Andao hiaro tontolo iainana, andao hampiasa charbon écologique!♻️ Nahoana moa no hoe hampi...
09/12/2025

🔥 Charbon écologique Miaro 🔥

📣 Andao hiaro tontolo iainana, andao hampiasa charbon écologique!

♻️ Nahoana moa no hoe hampiasa charbon écologique isika?

Misy antony maromaro ireto :

🔥 Mirehitra ela kokoa noho ny charbon mahazatra(maharitra andin ny 2 ora sasany andin 3 izy mamay ary 2 ora ao aorinan izay mbola mitazona hafanana fona)

🚫 Tsy mandoto sy tsy mampisy setroka betsaka,tsy manamainty vilany

🌱 Vita amin’ny akora voajanahary ka manampy amin’ny fikajiana ny ala

💰 Mitsitsy vola satria tsy lany haingana

🍗 Tena mety amin’ny fandrahoan-tsakafo: brochette, vary, hen’omby, sns.

Ny charbon écologique Miaro dia isan'ny charbon tena efa tsara kalitao ary manaraka fenitra ,
👉mora mirehitra(mampiasa kitay kely toy ny mahazatra) ary mahafinaritra amin'ny fampiasana azy

👉 Tsy mifidy fatana
fa isan'ny miara miasa aminay kFatana mitsitsy Nirinatsy Nirina izay misy garantie 3 taona be izao ny fatana

📞 Contact: 034 20 688 86
toerana :Andravoahangy tsena
📍 Livraison arakaraka ny toerana sy ny kilao tadiavina

🔥 Charbon écologique Miaro🔥 Efa mahatsapa ve isika fa mihamafy ny fandaniana sy ny olana ara-tontolo iainana?  Ny charbo...
17/11/2025

🔥 Charbon écologique Miaro🔥

Efa mahatsapa ve isika fa mihamafy ny fandaniana sy ny olana ara-tontolo iainana?
Ny charbon ecologique miaro no vahaolana antsika amin izany

Tombony lehibe indrindra ho antsika mpiompy poulet de chair izany satria

✔ Mafana tsara ny akoho kely
✔ Mirehitra ela kokoa* → Latsaka ny fandaniana isan-kerinandro
✔ tsy manetroka → Madio sy tsara amin’ny poulet
✔ Tsy manepotra ny akoho kely → Tsy manimba ny kalitaon’ny sakafo sy ny tontolo iainana
✔ Mora ampiasaina
✔ Manampy amin’ny fiarovana ny ala sy ny tontolo iainana

🌱 Nahoana no mifidy charbon écologique?

👉 Mitsitsy vola
👉 Manatsara ny kalitaon’ny vokatra
👉 Mampihena fandotoana
👉 Mampiroborobo ny fiompiana maharitra

📞 034 20 688 86
Toerana :Andravoahangy tsena près pharmacie Rakotondrazaka
Vidiny :1000ar ny kg/18pcs
Manao livraison izahay
🔥🌱🐔

🔥Charbon écologique Miaro 🔥Hiatrika herinandro vaovao indray isika    Ny saribao miaro dia saribao efa hisan'ny manana n...
13/10/2025

🔥Charbon écologique Miaro 🔥

Hiatrika herinandro vaovao indray isika

Ny saribao miaro dia saribao efa hisan'ny manana ny toerany @ reo mpamokatra saribao ekologika eto Madagasikara .
Ary isany ezaka sy fanamby ataonay ny ahatsara hatrany ny kalitao ny saribao omenantsika mpanjifa
Tsotra, Mora ary azo ampiasaina amin'ny nahandro rehetra izy io
Misy ihanykoa ny natokana ho an'ny famanana akoho kely (chauffage)
Betsaka koa nefa ny tombontsoa azontsika satria
👉Mitsitsy (Mahatratra h@ora 3 ny faharetany)
👉Tsy manepotra ary tsy misy fofona ny saribao
👉Tsy mandoto trano na manimba vilany
👉Tsotra satria arehitra toy ny fampirehatra saribao tsotra ny fampiasana azy
👉Misy 18 isa ny ny 1kg ary ny ao ànaty fatana iray dia miova2 araka ny 'ny fatana ny isa ampiasaina(manomboka @ 5 isa....)
👉Tsy mifidy fatana ihany koa izy io fa mety amin:ny fatana rehetra fa izahay kosa dia miara miasa Fatana MFatana Mitsitsy Nirinaitanareo karazana fatana maro eto @ showroom
👉Tena mety tsara ho antsika mpiompy poulet de chair ihany koa izy araka ireo voalaza ao ambony ireo
👉Amin'ny maha écologique azy ànefa dia rehefa mia-lefy ny afo dia somary misy lavenona izy fa mbola mafana tsara nefa izy ary afaka tapohana

Vidiny : 1000ar ny kg
Andravoahangy tsena
034 20 688 86
Misy izay fatra rehetra ilaintsika na isan'andro aza
Manao livraison ihany koa anefa izahay fa miankina sy ny lanja

Soava indray ny herinandro 😊😊

26/09/2025

Tsy misokatra ary miato ny livraison rehetra androany sy rapitso
miverina kosa

🔥 Charbon écologique Miaro 🔥⚽𝗟𝗔𝗟𝗔𝗢 𝗣𝗥𝗢𝗡𝗢𝗦𝗧𝗜𝗖  𝗖𝗛𝗔𝗡 𝟮𝟬𝟮𝟱  (Madagascar vs Maroc)Ataovy eo ny scorentsika✅  ny Page Erecomh...
30/08/2025

🔥 Charbon écologique Miaro 🔥
⚽𝗟𝗔𝗟𝗔𝗢 𝗣𝗥𝗢𝗡𝗢𝗦𝗧𝗜𝗖 𝗖𝗛𝗔𝗡 𝟮𝟬𝟮𝟱

(Madagascar vs Maroc)

Ataovy eo ny scorentsika

✅ ny Page Erecom
https://www.facebook.com/100064023664518/posts/1244666184344159/?app=fbl
✅Mentionner olona 5 mba hilalao
✅Partageo Public @ muranao ity pub ity

🚫Compte iray = Commentaire iray
🚫Tsy ekena ny commentaire modifié

🚫Mifarana ny lalao @6 ora hariva

Loka Charbon gony 1


🔥Charbon écologique Miaro 🔥Zavatra maro ny mahatonga ny fahampotehan'ny tontolo iainana amin'izao !! Isan'ny lehibe amin...
05/08/2025

🔥Charbon écologique Miaro 🔥

Zavatra maro ny mahatonga ny fahampotehan'ny tontolo iainana amin'izao !! Isan'ny lehibe amin'ny zany ny fandripahana ny ala amin'ny alalan'ny saribao hazo satria dia tonne maro isan'andro no ny saribao miakatra zany hoe betsaka ny ala ringana isan'andro

Ny fampiasantsika ny charbon ecologique kosa anefa dia Isan'ny fandraisantsika Anjara lehibe amin'ny fiarovana azy

Tsotra, Mora ary azo ampiasaina amin'ny nahandro rehetra izy io
Misy ihanh koa ny natokana ho an'ny famanana akoho kely (chauffage)
Betsaka koa nefa ny tombontsoa azontsika satria
👉Mitsitsy (Mahatratra h@ora 3 ny faharetany)
👉Tsy manepotra ary tsy misy fofona ny saribao
👉Tsy mandoto trano na manimba vilany
👉Tsotra satria arehitra toy ny fampirehatra saribao tsotra ny fampiasana azy
👉Misy 18 isa ny ny 1kg ary ny ao ànaty fatana iray dia miova2 araka ny 'ny fatana ny isa ampiasaina(manomboka @ 5 isa....)
👉Tsy mifidy fatana ihany koa izy io fa mety amin:ny fatana rehetra
👉Tena mety tsara ho antsika mpiompy poulet de chair ihany koa izy araka ireo voalaza ao ambony ireo
👉Amin'ny maha écologique azy ànefa dia rehefa mia-lefy ny afo dia somary misy lavenona izy fa mbola mafana tsara nefa izy ary afaka tapohana

Vidiny : 1000ar ny kg
Andravoahangy tsena
034 20 688 86
Manao livraison ihany koa anefa izahay fa miankina sy ny lanja ny frais

Sary avy any aminareo client anay mamy be nareo❤️

16/07/2025

Miara miasa akaiky izahay vokatra azo antoka sy efa manaraka ny fenitra no atolotray anareo
Vidiny: 1000ar ny kg
Toerana Andravoahangy tsena
0342068886

🔥Charbon écologique Miaro 🔥Rehefa mahazo retour avy aminareo otran izao izahay dia Finaritra ery indrindra vao manomboka...
23/06/2025

🔥Charbon écologique Miaro 🔥

Rehefa mahazo retour avy aminareo otran izao izahay dia Finaritra ery indrindra vao manomboka toy izao ny herinandro

Fa misy ihany koa anefa ireo izay milaza ho tsy mety ilay izy. Ny fomba fampiasa azy fona no haverinay aminareo matetika satria tokony tsy hisy olana izany

👉 Toy ny saribao tsotra ihany dia mila Kitay kely isika andrehetana azy
👉 Miakatra moramora ny afony raha vao arehitra fa tsy toy ny fahitantsika mahazatra
👉 Rehefa mia- lefy ny afo dia be lavenona kokoa noho ny arina mahazatra izy fa tsy mapaninona azy izany
👉Afaka tapohana tsara ny saribao ary ny tsara tsy hiandrasana lany be vao manapoka indray
👉Asina talatalana kely toy ny no tena idealy mba azahony rivotra tsara
👉Afaka kopahina toy ny mahazatra moa izy raha tena maika noho ny rotoroto isika
👉Mety amin'ny nahandro rehetra

NB: 🗣️ Tsy afaka lemana moa ny saribao vert Miaro ary tsara raha amin'ny toerana maina hatrany no hampirimantsika azy😊
Vidiny 1000ar ny kg
034 20 688 86
Andravoahangy tsena Akaikin'ny pharmacie Rakotondrazaka

13/06/2025

Address

Andravoahangy Tsena Rue Ramanarivo
Antananarivo
261

Opening Hours

Monday 08:00 - 17:00
Tuesday 08:00 - 17:00
Wednesday 08:00 - 17:00
Thursday 08:00 - 17:00
Friday 08:00 - 17:00
Saturday 08:00 - 12:00

Telephone

+261342068886

Website

http://www.felicitysolar.com.cn/, http://www.felicitysolar.cn/

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Erecom posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Erecom:

Share