02/01/2026
Mitady mpiasa an-trano, kilasy mandry, vavy, karama 180 000ar, manao raharaha rehetra miampy mitaiza zaza 2 volana.
- contrat 1taona tsy mahazo manapaka, afaka havaozina indray Raha tamana fa mahazo congé 10jrs isan-taona amin'ny Zay rehefa vita ilay 1taona voaloha.
-afaka tsy Manohy intsony refa koa Raha tsy Tamana fa tsy maitsy mamita 1 taona.
- izay Tena vonona miditra mp.