08/09/2025
💥Ho an’ny mpivady
💔 Inona ny hasin’ny asa sy ny harena, raha mipetraka miaraka toy ny vahiny ianareo mivady? .
✅ Misy fomba tsotra hanarenana ny fifampiresahana sy ny fifankatiavana, na dia eo aza ny asa aman-draharaha .
👉 Raha mila coaching manokana sy discret, afaka manampy anao aho.
💥 Ho an’ny ray aman-dreny sy ny zanaka
👶 Ny zanakao manana kilalao, téléphone, akanjo lafo… fa mbola mitady zavatra tsy azo vidiana koa toy fihainoana sy fitiavana.
✅ Raha very amin’ny asa ianao dia mbola afaka mamerina ny fifandraisana amin’ny zanakao.
👉 Coaching manokana ho an’ny ray aman-dreny be atao, amin’ny fomba confidentiel.
💥 Ho an’ny fianakaviana amin’ny ankapobeny
😔 “Misy trano lehibe, misy fiara, misy vola,manana ny ampy @ materialy … fa tsy misy fahatoniana ao anatiny. Misy fihomehezana very. Banga hafaliana , miiba ny hovitra avoakany .
✅ Raha mahatsapa ianao fa manam-bola fa very ny fifaliana ao an-trano, dia misy fomba hanarenana izany.
👉 Manolotra coaching discret sy pratique ho an’ireo te hahita fiadanana ao an-tokantrano aho.
❌Session privée, tsy misy olona mahalala