JCR Consulting

JCR Consulting Finance / Fiscalité/ Comptabilité

Isaorana ny Tompo, nanome ny Ekipa JCR hisinda kely, mba hiravoravo sy hiala sasatra ao aminy. Dia misaotra ny mpiasa ao...
28/11/2024

Isaorana ny Tompo, nanome ny Ekipa JCR hisinda kely, mba hiravoravo sy hiala sasatra ao aminy. Dia misaotra ny mpiasa ao amin'ny JCR Consulting ihany koa, mahay miombona sy miray ary mifaly, anisan'ny mampandeha ny asa izany. Mankasitraka ry ireto a! II Kor 2:14: Fa isaorana anie Andriamanitra, Izay mitondra anay mandrakariva ao amin'i Kristy toy ny fanaon'izay avy nandresy, ka dia ampisehoany ny hanitry ny fahalalana Azy eny tontolo eny izahaY;🥰🥰🥰

Fiadanana daholo , Inty indray ary ny fiofanana manomboka ny volana Novambra 2024 izao.Ndao haka traikefa momban'ny fita...
29/10/2024

Fiadanana daholo ,
Inty indray ary ny fiofanana manomboka ny volana Novambra 2024 izao.
Ndao haka traikefa momban'ny fitantanam-bola (comptabilité), ny hetra (fiscalité), ny fitantanana ny mpiasa (contrat de travail, catégorie professionnelle, droit du travail...), na olon-tsotra ianao, na mpianatra, na mpiasa, na manana vina na projet, natao ho anao ity fiofanana ity.
Antsoy ny finday voalaza etsy ambany, raha mila fanazavàna fanampiny tompoko.
Efa manomboka anio Talata 05 Novambra 2024 ny fisoratana anarana, voafetra ny toerana. Tél: 034 98 285 80/ 034 02 080 22
Fil 4:13 "Mahay ny zavatra rehetra aho ao amin'Ilay mampahery ahy."

🎉🎉JCR CONSULTING a célébré ses 20 ans d'anniversaire cette année. 🎂🎂🥰❤️Gloire soit à Dieu, II Cor 2:14
31/08/2024

🎉🎉JCR CONSULTING a célébré ses 20 ans d'anniversaire cette année. 🎂🎂
🥰❤️Gloire soit à Dieu, II Cor 2:14

Address

Lot VS 21 TL Ter A Ankatso
Antananarivo
101

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when JCR Consulting posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share