18/04/2026
⭐ RE-DISPO Planche de Pilates
Aiza daholo isika tsy nahazo tamin'ny farany teo iny ?
Efa Re-disponible indray izao ilay Planche de Pilates
💪✨Te hanana vatana salama sy mibika nefa tsy mila mandeha salle de sport ? Ity Pilates Board ity no vahaolana ho anao
✅ Fitaovana 1, fanazaran-tena maro
✅ Mety amin’ny olona rehetra, na ianao mbola débutante io aza
✅ Mora ampiasaina ao an-trano. Afaka entinao any amin'ny salle de sport sy toerana hafa ihany koa.
📌Ao anaty carton :
- Planche principale x1
- Poignées push-up x2
- Corde de traction x2
- Poignées d’alpinisme x2
- Minuteur x1
- Genouillère mousse x1
💥 Ataovy tanteraka ny tanjonao : manamafy hozatra, manatsara bika...
Couleurs : Violet sy Rose
Livraison à Tanà et dans tout Mada
032 44 423 88 - 034 36 442 16