Er Fitia Mode

Er Fitia Mode Entana tsara kalitao Sady mora 💗

Livraison: lundi au samedi 🚚

🔥 Kapakapa lamaody vaovao  👡Stylé be, mora vidy nefa tsara kalitao 💯🎨 Loko sy modèle maro, mifanaraka amin'ny style-nao💃...
15/07/2025

🔥 Kapakapa lamaody vaovao 👡
Stylé be, mora vidy nefa tsara kalitao 💯
🎨 Loko sy modèle maro, mifanaraka amin'ny style-nao
💃 Mety amin’ny fety, fitsangatsanganana, na andavanandro
🚚 Livraison manerana an’i Tana sy faritra rehetra
📸 Tsindrio ny sary hijerena ny détails
💌Mp aingana Ary oh

Homany dieny izao ny fidiran'ny mpianatra miaraka amin'ireto arrivage cartable mafatifaty Kely ireto 🎒🆕 Misy ho an'ny re...
14/07/2025

Homany dieny izao ny fidiran'ny mpianatra miaraka amin'ireto arrivage cartable mafatifaty Kely ireto 🎒🆕

Misy ho an'ny rehetra 🤩
➡️ Préscolaire 👶
➡️ Primaire 👧👦
➡️ Secondaire & lycéen 👨‍🎓👩‍🎓
➡️ Mpiasa sy lehibe 💼✨

💥 Design vaovao, loko maro, kalitao tena mafy 💯
🎨 Misy modely mahafatifaty isakarazany, araka izay ilainao!
🎁 Ilay Cartable lumineux 3 pièces koa tsy adino a: cartable + trousse + sac isothermique mitana hafanana tsara afaka itondrana goûté

✔️ Manome prix de gros ihany koa izahay 🥰
🚚 Livraison manerana an’i Tana sy any amin’ny faritra rehetra
👇 Cliquez-na ny sary hijerena ny antsipiriany rehetra mahakasika ny prix!

🌈✨ Cartable vaovao mafatifaty ho an’ny zanakao 🆕🎒💖 Modely 3 pièces : Cartable lumineux + Trousse + Sac isothermique mita...
09/07/2025

🌈✨ Cartable vaovao mafatifaty ho an’ny zanakao 🆕🎒
💖 Modely 3 pièces : Cartable lumineux + Trousse + Sac isothermique mitana hafanana tsara(idéal pour enfant 5 à 8 ans)
🎨 Misy loko mahafatifaty sy karazany maro
💪 Kalitao tsara

✔️ Prix 35 000 Ariary à 45 000 Ariary arakaraka ny Modèle
🎁 Ataovy ho feno hafaliana ny fiverenana an-tsekoly
🚚 Livraison rapide eto Antananarivo sy amin’ny faritra rehetra
📌 Tsindrio ny sary hijerena ny antsipirihany rehetra!
💌Mp Ary oh

Un grand merci à mes nouveaux followers ! Iraka Voahary Andraina Tabita, Ny Anjara Lafatr'Niavo Lafatr'Niavo, Ny Heritia...
09/07/2025

Un grand merci à mes nouveaux followers ! Iraka Voahary Andraina Tabita, Ny Anjara Lafatr'Niavo Lafatr'Niavo, Ny Heritiana, Ravololomalala Malica, Aina Malala, ChriStina Fenty, Koloina Fiderana, Tao Vy Antsirabe, Rose Rose Malala, Christelle Raharimalala, Juliana Andrianasolondraibe, Mi Chel, Manankasina Caroline

👡 TONGA NY KAPAKAPA LAMAODY VAOVAO! ✨Arrivage mafatifaty mety tsara ho an'ny fety 🥳 maivana tsara nefa mihaja 💗🎨 Misy lo...
02/07/2025

👡 TONGA NY KAPAKAPA LAMAODY VAOVAO! ✨
Arrivage mafatifaty mety tsara ho an'ny fety 🥳 maivana tsara nefa mihaja 💗
🎨 Misy loko sy modèle maro isafidianana — miavaka sy stylé be 😍
💯 Tsara kalitao, maivana, nefa mafy tsara!

📦 Manao livraison manerana an’i Tana sy faritra rehetra 🚛
👉 Cliqueo ny sary hijerena ny antsipiriany rehetra!

⏳ Aza tara fa ho lany haingana ny tsara indrindra!
💬 Alefaso ny hafatra raha misy tianao!💌

Un grand merci à mes nouveaux followers ! Rasolonjatovo Miharivola Baalliissaammaa, Claire Fity
02/07/2025

Un grand merci à mes nouveaux followers ! Rasolonjatovo Miharivola Baalliissaammaa, Claire Fity

📢 Mbola misy ireto modèle super stylé ireto disponible ato aminay!👡 Kapakapa & kiraro lamaody, tsara kalitao 💯🎨 Misy lok...
30/06/2025

📢 Mbola misy ireto modèle super stylé ireto disponible ato aminay!
👡 Kapakapa & kiraro lamaody, tsara kalitao 💯
🎨 Misy loko sy karazany maro hisafidianana, mifanaraka amin’ny style-nao rehetra 😍
🚚 Manao livraison manerana an’i Madagasikara izahay!
🛍️ Aza tara! Alefaso ny hafatra fa ho valiana tsy ho ela ianao ☺️

✨ Arrivage mafatifaty Sady Manjakely daholo! ✨Sandaly manja,mora vidy sy tsara kalitao  😍💛 Misy karazany sy loko maromar...
27/06/2025

✨ Arrivage mafatifaty Sady Manjakely daholo! ✨
Sandaly manja,mora vidy sy tsara kalitao 😍

💛 Misy karazany sy loko maromaro azo isafidianana
👌 Tena mety amin'ny fitsangatsanganana na fety 😎
🎨 Loko maro sy manintona
🔹 Manomboka amin'ny 16 000 Ariary dia efa mahazo
📦 Livraison manerana an’i Madagasikara!
👉 Tsindrio ny sary raha te hahita ny détails

💌Mp Ary oh

Bonne année daholo oh🎉Prix cadeau daholo ny kapakapa amin'izao taona vaovao izao ☺️ tena hoe mora ry reto a💗Efa ao dahol...
07/01/2025

Bonne année daholo oh🎉
Prix cadeau daholo ny kapakapa amin'izao taona vaovao izao ☺️ tena hoe mora ry reto a💗
Efa ao daholo Ilay tianareo bé ireny 🎉
Cliquez-na ny sary Dia hita eo ny prix sy ny pointure ☺️
Manome prix de gros ihany koa izahay a💗
Manao livraison izahay ☺️
Arrivage vao Tonga daholo fa mp aingana Ary oh 😍

⚠️Promotion be ireto sady livraison gratuit a⚠️Cliquez-na ny sary Dia hita eo ny détails ☺️Mp aingana Ary oh💗
28/12/2024

⚠️Promotion be ireto sady livraison gratuit a⚠️
Cliquez-na ny sary Dia hita eo ny détails ☺️
Mp aingana Ary oh💗

Address

Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Er Fitia Mode posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share