01/01/2025
Tratry ny taona daholo !!!!
Manomboka ny recrutement...
Mandray anareo izahay manomboka rahampitso 2 janvier 2025.
Olona efa mahay etat civil na koa mbola debutant, tongava manatitra CV + DEMANDE fa vonona ny hampianatra anao izahay.
Voafetra ny toerana.
Mp avy hatrany.
Asio j'aime ny pagen-tsika