宜家批发 IKEA Wholesale

宜家批发 IKEA Wholesale Fournisseur direct 🇨🇳🇲🇬
Vente de produits en gros et en details
Commandez sans stresse avec nous 🩷

07/09/2025

Lot SHEIN FEMME 1 / SHEIN KIDS 2 sisa no disponible dia tapitra tanteraka ny shein disponible de suite .

Salama daholy , Nohon’ny fanamboarana tato amin’ny page dia niato kely ny fandraisana commande . Efa Miverina izahay iza...
19/07/2025

Salama daholy ,

Nohon’ny fanamboarana tato amin’ny page dia niato kely ny fandraisana commande .
Efa Miverina izahay izao an ‼️😍
🛑 PROMOTION BE ka malaky saode taraiky eo ndray .

N’y SHEIN femme vaovao mixte ihany dia Halefa mora 18.000 ar ny emballages ❌ 10 pcs minimum no Alaina .

Ny shein kids kosa dia manao destockage isika fa Efa ho lany lot vitsy kely sisa 🤗🩷
Ka lasa 16.000 ar Ilay 23.000 ar teo aloha ilay 1 emballages 😍🦋 be ensemble de mihintsy ao .

Sous livraison daholo ny entana tompoko .
À partir de 3.000 ar .
Mandefa colis ho an’ny any amin’ny faritra . Q📦.

Volana Jona ! 🤩🇲🇬 Ilay volana ho an’ny ankizy . 🥰 ❌PROMOTION BE Marque shein Tena tsara tarehy 🤩Faradoboka izany ity 😱 S...
12/06/2025

Volana Jona ! 🤩🇲🇬 Ilay volana ho an’ny ankizy . 🥰
❌PROMOTION BE
Marque shein Tena tsara tarehy 🤩
Faradoboka izany ity 😱
SHEIN kids ‼️
Tsara qualité ny lamba
✅Akanjo vaovao avokoa
✅Misy étiquette sy anaty fonony daholo

❌Tena vitsy kely sisa ny lot fa vonjivonjeo❌

Sady Tena natao mora
Livraison Eto tana ary colis ny any province 🚚 ( à partir de 3.000 ar )

02/06/2025

SHEIN kids 🩷😱
Mba miala kely amin’ilay mahazatra , Aiza dia ny lehibe foana ve no hanao marque ! ☺️🦋
SHEIN kids en lot prix de gros be !! 😱
1 lot : 10 emballage / be ensemble be ao anatiny .
Sous livraison daholo à partir de 3.000 ar
Mifangaro modele sy ny taona ( âge )
Aingana sao taraiky fa sady promotion izy zao 😍❌ no vitsy sisa .
Mp commande : lieu + contact .

Drone DJI Mavic 2 à vendre, objectif Hasselblad, un excellent choix pour la photographie de voyage et d'affaires, veuill...
31/05/2025

Drone DJI Mavic 2 à vendre, objectif Hasselblad, un excellent choix pour la photographie de voyage et d'affaires, veuillez me contacter si vous en avez besoin

SHEIN ! Ilay “ marque “ tena be mpitia sy hazahoana vola aingana ! ‼️Mora hazahoana vola ny shein raha mahay mivarotra a...
21/05/2025

SHEIN ! Ilay “ marque “ tena be mpitia sy hazahoana vola aingana ! ‼️

Mora hazahoana vola ny shein raha mahay mivarotra azy enao !
Asio lanjany be ny marque hoetiny satria io no tena hitiavan’ny mpanjifa anao azy .

Ka tsy AHITA toy izao enao 👍
Sady efa Eto tana no mbola mora nohon’ny vidin’ilay izy any chine ! 🇨🇳

Araraoty ary fa promotion be ity ‼️🥳
SHEIN FEMME (mixte ) 100 pcs : 1.500.000 ar
SHEIN KIDS ( mixte - be ensemble be anatiny ) : 100 pcs : 1.800.000 ar SHEIN KIDS

Mp aingana sao taraiky fa efa Eto Antananarivo ny entana . ❌

Grand valise de marque coréens ❌Neuf en très bon état , Qualité au top 👍 ✅ 26 pouces be izao ✅48cm de long ✅70cm hauteur...
20/05/2025

Grand valise de marque coréens ❌
Neuf en très bon état ,
Qualité au top 👍

✅ 26 pouces be izao
✅48cm de long
✅70cm hauteur
✅29cm largeur

Tena occasion rare ity !
Tsy mahita toy izao !
GM ireo , Halefa mora fa maro be lotra
Vaovao izy fa nanao voyage indray mande ( le izy nalefa taty Mada )
Livraison 🚚 sur tana , colis ny amin’ny faritra !

Vonjivonjeo fa tena tsy misy manana e . 👍☺️

Salama e ❤️❌ AIZA NO AHITA TOY IZAO ? Ireto misy mino sac pour femme 31 pieces . Alefa mora be mihintsy ❗️ 1 pcs : 10.00...
20/05/2025

Salama e
❤️❌ AIZA NO AHITA TOY IZAO ?
Ireto misy mino sac pour femme 31 pieces .
Alefa mora be mihintsy ❗️

1 pcs : 10.000 ar
31 pièces : 300.000 ar 🤩
Tonga izy 31 no amidy miaraka
Livraison Eto tana à partir de 3.000 ar
Colis kosa raha any amin’ny faritra .
‼️ NY SARY DIA TENA MISY IREO MODELE IREO AO .

Salama e ❌PROMOTION UNE SEMAINE IHANY ! ❌❌ TENA ARARAOTY FA TSY AHITA TOY IZAO ENAO ! Tena mbola mora nohon’ny prix mana...
11/05/2025

Salama e
❌PROMOTION UNE SEMAINE IHANY ! ❌

❌ TENA ARARAOTY FA TSY AHITA TOY IZAO ENAO !

Tena mbola mora nohon’ny prix manafatra izay mbola en drama deux mois vao tonga ity !!

Handao hanodina vola , handao fa tsy MPANANKARENA !!
Mila fotsiny mahay tsara manao ny pub
fa marque farany izay be mpanjifa ity !!

Lot 1 : 10 pcs !
☘️SHEIN kids :
1 sachet : 23.000 ar lasa 18.000 ar
☘️SHEIN FEMME :
1 sachet : 22.000 ar lasa 15.000 ar 😱

TENA TSY MISY TOY ITY ZAREO AN ❌
efa Eto Tana ny entana , haterina any amin’izay misy anao .
Mp + isan’ny lot alainao asio numero sy adresses !

Livraison 3.000 ar .

Shein kids tena tsara qualité ❌ Vaovao avokoa ny entana Efa manao destockage sahady isika fa vitsy sisa ny lot . Ireto m...
07/05/2025

Shein kids tena tsara qualité ❌
Vaovao avokoa ny entana
Efa manao destockage sahady isika fa vitsy sisa ny lot .
Ireto misy lot roa hafa kely ary e ☺️🤩

✅ shein kids 1 lot : ENSEMBLE DAHOLO. : 230.000 ar
✅ shein kids 1 lot : un article un sachet : 180.000 ar

Lot 2 ihany no disponible amin’ireto misy choix ireto izay haka azy ❌
1lot : 10 pcs

😱 Tena be ensemble kay any anaty lot any zareo an ….🤩SHEIN KIDS EN GROS !! 10 pcs minimum! Ireto ary ny échantillon kely...
04/05/2025

😱 Tena be ensemble kay any anaty lot any zareo an ….

🤩SHEIN KIDS EN GROS !! 10 pcs minimum!

Ireto ary ny échantillon kely vitsivitsy e
tena Tsara ny qualité anizy ireto maman an
Hafa foana ny mitafy zava-baovao
Mora ahodina vola Tsara ireto fa ataovy Tsara ny pub anareo ….

Tena afaka mampitaha prix any an-kafa nareo , afaka mampitaha qualité !
Fa ireto tena tsara
Raha misy ensemble anaty lot ny “kids” anefa matetika ray no ao anatiny ! 😍

❌ tsy patpat tompoko ireo fa marque shein ❌
Livraison gratuit à partir de 30 pcs
Aingana fa vitsy sisa no disponible de suite✨

Address

Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when 宜家批发 IKEA Wholesale posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share