Mik'Hata Boutique

Mik'Hata Boutique 👉MI.Ha.Bo👈
''Tsara Kata , kata tsara endrika"
Boutique: Besarety arrêt bus Ambodimanga
0383637385

Reto sisa couleur dispo amin'ito robe ito a☺️prix liquidation ❌35.000ar❌
25/04/2026

Reto sisa couleur dispo amin'ito robe ito a☺️
prix liquidation ❌35.000ar❌

09/04/2026

Cc Malala a!
Ato aloa samy mijery n papasôsiny AVY 😅
Ny anay mintsy no miatarika ao 😅
Bnjrné Malala 😘

❌ARRIVAGE❌✅Prix de gros na maka ray aza satria 30.000ar fotsiny ☺️✅Manao livraison sy mandefa any am faritra
03/04/2026

❌ARRIVAGE❌
✅Prix de gros na maka ray aza satria 30.000ar fotsiny ☺️
✅Manao livraison sy mandefa any am faritra

❌ARRIVAGE❌Omano dienizao ny ririnina Malala a☺️Ensemble 3pieces ☺️✅Amilay matevina tsara✅Manao livraison sy mandefa any ...
01/04/2026

❌ARRIVAGE❌
Omano dienizao ny ririnina Malala a☺️
Ensemble 3pieces ☺️
✅Amilay matevina tsara
✅Manao livraison sy mandefa any am faritra
📞0383637385

❌ ARRIVAGE ❌       ✅Prix de gros na maka ray aza ☺️     👉35000ar👈✅Manao livraison sy mandefa any am faritra ☺️
24/03/2026

❌ ARRIVAGE ❌
✅Prix de gros na maka ray aza ☺️
👉35000ar👈
✅Manao livraison sy mandefa any am faritra ☺️

❌ARRIVAGE ❌Misy karazan'olona tsy de tia mitafy robe na jupe otranah😅Ty tena mety tsara Sady mba modèle vao2 sy tsy bé m...
22/03/2026

❌ARRIVAGE ❌
Misy karazan'olona tsy de tia mitafy robe na jupe otranah😅
Ty tena mety tsara Sady mba modèle vao2 sy tsy bé mpanana ☺️
Tena io mihitsy reel an’io nomen’ fournisseur
✅Taille M -L- XL et XXL
✅Prix 👉60.000ar détail
👉55.000ar gros
🚵Manao livraison sy mandefa any am faritra

Misaotra mahatoky malala a!30000ar woa ny FANDRAHONA ATODY( EGG STEAMER)  mahazaka 7isa a!Mora voasana ny atody, mipika ...
19/03/2026

Misaotra mahatoky malala a!
30000ar woa ny FANDRAHONA ATODY( EGG STEAMER) mahazaka 7isa a!

Mora voasana ny atody, mipika ho azy tapitra ny ora, mavo fa tsy mangana na ratsy masaka ny atody

Raha maka maro 25000ar
✅Manao livraison sy mandefa any am faritra

Reto sisa dispo Malala a☺️❌ FRIPERIE ❌Raha mitady anilay qualité de aza miala ato aminay oa☺️Prix mirary hatrany koa ami...
19/01/2026

Reto sisa dispo Malala a☺️
❌ FRIPERIE ❌
Raha mitady anilay qualité de aza miala ato aminay oa☺️
Prix mirary hatrany koa aminio ☺️
🚵Manao livraison sy mandefa any am faritra
📞0383637385
BESARETY ARRÊT BUS AMBODIMANGA

❌FRIPERIE❌Amilay qualité mafy tsara reto a😋Efa eo am sary ny pt sy ny refy 😘Mp Ary fa manao livraison sy mandefa any ami...
17/01/2026

❌FRIPERIE❌
Amilay qualité mafy tsara reto a😋
Efa eo am sary ny pt sy ny refy 😘
Mp Ary fa manao livraison sy mandefa any amin'ny faritra izahay ☺️
📞0383637385

Address

Ambohimahitsy
Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Mik'Hata Boutique posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share