Bijouterie Erica

Bijouterie Erica ✅Manao création-reparation-transformation resaka firavaka rehetra😍😍
✅Mividy volamena & volafotsy

💍 SEMAINE PROMOTION - BAGUES FIANÇAILLES    & ALLIANCES EN OR 💍🌹Une bague fiançaille (bague fine)•9k ==> 130.000ar•16k =...
24/08/2026

💍 SEMAINE PROMOTION - BAGUES FIANÇAILLES & ALLIANCES EN OR 💍

🌹Une bague fiançaille (bague fine)
•9k ==> 130.000ar
•16k ==> 240.000ar
•18k ==> 280.000ar

🌹2 bagues d'alliance
•9k ==> 260.000ar
•16k ==> 480.000ar
•18k ==> 570.000ar

🌹3 bagues mariage
•9k ==> 390.000ar
•16k ==> 720.000ar
•18k ==> 860.000ar

💛 Prix par gramme :
•9k ==> 220.000ar
•16k==> 400.000ar
•18k ==> 470.000ar

❌❌ Araraoty fa tolotra mandalo ihany fa Sao tara

✨ Volamena azo antoka misy "GARENTIE À VIE"
✨Sur commande ary vita andro vitsy monja
✨Afaka manaraka tsara ny BUDGET anareo izahay
✨Misy modèle maro afaka isafidianana

📍Toerana: - NOUVEAUTÉS BEHORIRIKA BOX9
📱/Whatsapp :034.54.910.84

24/08/2026

Mirary herinandro sambatra feno fahasalamana sy Fahasoavana ho antsika rehetra o✨💍

🔥💎 SEMAINE PROMO CHEZ Bijouterie Erica !💎🔥Manomboka izao ,mandritra ny 7 Andro ,dia hisy OFFRES SPÉCIALES sy fihenam-bid...
23/08/2026

🔥💎 SEMAINE PROMO CHEZ Bijouterie Erica !💎🔥

Manomboka izao ,mandritra ny 7 Andro ,dia hisy OFFRES SPÉCIALES sy fihenam-bidy amin'ny amin'ny tolotra rehetra ato aminay! 😍✨

💍 Bagues
👩‍❤️‍💋‍👨 Alliances
📿 Collier & pendatif
✨ Bracelet & boucle d'oreille
💛 VOLAMENA SY VOLAFOTSY

🔥 PROMOTION ISANANDRO !
Ary mety hisy surprise ho anareo ihany koa ...👀🎁

❌Aza adino ny mi-suivre 🔔 ny page sao tour nao ndray mahazo fizarana be amin'ity herinandro ity

⏳7 Andro ihany - aza miandry ela

📍 Boutique :- NOUVEAUTÉS BEHORIRIKA BOX9
📱/Whatsapp : 034.54.910.84
📩 Commande et renseignements en MP

✨ Bijouterie Erica : MIVIDY VOLAMENA ✨Manana volamena tsy ampiasaina intsony ve ianao ?💍Na peratra, rojo, bracelet,kavin...
19/08/2026

✨ Bijouterie Erica : MIVIDY VOLAMENA ✨

Manana volamena tsy ampiasaina intsony ve ianao ?💍
Na peratra, rojo, bracelet,kavina na volamena tapaka na simba

👉Aza avela hitsoka ao anaty vata fotsiny!
Ento aty aminay fa lanjainay amin'ny lanja marina,Vidinay amin'ny vidiny tena tsara.🤝✨

📍 Boutique : -NOUVEAUTÉS BEHORIRIKA BOX9
📱/Whatsapp :034.54.910.84

📩 Mandefasà mp aminay Raha mila fanazavana fanampiny ianao

✨💍 PROMOTION SPÉCIAL BAGUE MARIAGE ET FIANÇAILLE EN OR 💍✨✅Promo1 : bague fiançaille 💍 •9k ==> 130.000ar•16k ==> 260.000a...
18/08/2026

✨💍 PROMOTION SPÉCIAL BAGUE MARIAGE ET FIANÇAILLE EN OR 💍✨

✅Promo1 : bague fiançaille 💍
•9k ==> 130.000ar
•16k ==> 260.000ar
•18k ==> 280.000ar

✅Promo2 : 2bagues d'alliance 💍💍
•9k ==> 240.000ar
•16k ==> 520.000ar
•18k ==> 560.000ar

✅Promo3 : 3 bagues mariage 💍💍💍
•9k ==> 360.000ar
•16k ==> 770.000ar
•18k ==> 850.000ar

❌❌ Bague fine avokoa ireo promotion ireo nefa fa ny matevina dia afaka manaraka ny budget anareo tsara izahay

🌹 Prix par gramme :
•9k ==> 220.000ar
•16k ==> 430.000ar
•18k ==>470.000ar

💛 Volamena azo atonka tsara afaka testena na aiza na aiza
💛Sur commande avokoa ary vita andro vitsy monja
💛Manao création, réalisation, réparation, transformation
💛 Modèle maro azo isafidianana

📩Mandefasa mp raha mila fanazavana fanampiny
📍 Boutique : - NOUVEAUTÉS BEHORIRIKA BOX9
📱/whatsapp :034.54.910.84

✨💍Ny fiançaille no fiandohany tantara...💕ny Mariage kosa no fotoana hanamarinana fa "isika mandrakizay".🥹💍

✨ NANGINA KELY...FA NIVERINA INDRAY!♥️Vita ny adidy, vita ny vacance kely ...😌Fa izao miverina miaraka aminareo indray a...
17/08/2026

✨ NANGINA KELY...FA NIVERINA INDRAY!♥️

Vita ny adidy, vita ny vacance kely ...😌
Fa izao miverina miaraka aminareo indray aho!😘

Misaotra anareo rehetra mpanaraka sy mpanohana ny Bijouterie Erica na dia somary nangina Kely aza ny page tato ato

Misokatra ny fandraisana ny asa rehetra :
✅ Commande personnalisée
✅ Création, réalisation, transformation, réparation
✅Na volamena na volafotsy
✅ Fandraisana volamena amidy

📍 Boutique :- NOUVEAUTÉS BEHORIRIKA BOX9
📞/Whatsapp :034.54.910.84

✨💍NY HATSARANAO NO AINGAM-PANAHINAY,ARY NY KALITAO NO MAMPIAVAKA ANAY💍✨Na ho fanomezana,na ho an'ny tenanao ,na hoan'ny ...
05/08/2026

✨💍NY HATSARANAO NO AINGAM-PANAHINAY,ARY NY KALITAO NO MAMPIAVAKA ANAY💍✨

Na ho fanomezana,na ho an'ny tenanao ,na hoan'ny andro manan-danja ho anao ,dia Tongava ato amin'ny Bijouterie Erica

💍 Peratra
📿Rojo
✨ Bracelet
🌸 Boucle d'oreille
👑 Alliance na bague fiançaille

✅ Volamena na volafotsy tsara kalitao
✅ Modèle maro sy manara-penitra
✅ Mandray commande araky safidinao sy ny budget anao
✅Asa vita tsara sy azo itokisana

💰 Prix par gramme :
•VOLAMENA: -9K ==> 200.000ar/g
-16k ==> 430.000ar/g
- 18k ==>470.000ar/g

•VOLAFOTSY: 20.000ar/g

📩 Mandefasà message aminay Raha mila fanazavana fanampiny
📍 Boutique : - NOUVEAUTÉS BEHORIRIKA BOX9
📞/Whatsapp : 034.54.910.84

✨ "Ny peratra dia tsy firavaka fotsiny...fa mariky ny fitiavana mandrakizay ." 💍♥️Vonona ve ianareo hanoratra ny tantara...
04/08/2026

✨ "Ny peratra dia tsy firavaka fotsiny...fa mariky ny fitiavana mandrakizay ." 💍♥️

Vonona ve ianareo hanoratra ny tantaranareo? Bijouterie Erica manamboatra bague fiançaille & alliance arakaraky ny modèle tinao sy ny teti-bolanao

Promo1 : bague fiançaille 💍
•9k ==> 130.000ar
•16k ==>260.000ar
•18k ==> 280.000ar

Promo 2: 2 bagues d'alliance 💍💍
•9k ==>240.000ar
•16k ==> 520.000ar
•18k ==> 560.000ar

Promo3: 3 bagues mariage 💍💍💍
•9k ==> 360.000ar
•16k ==> 770.000ar
•18k ==> 840.000ar

❌Nb: bague fine ireo promotion natolotra hoantsika ireo an fa raha hisafidy ny matevina nareo dia mbola nataonay promotion be ko n'y prix par gramme

🌹9k ==>200.000ar/g
🌹16k ==>430.000ar/g
🌹18k ==> 470.000ar/g

✅Sur commande ary vita Andro vitsy monja
💛 Volamena azo antoka tsara ts mifangaro
💍Kalitao azo antoka tsara
🛠️Asa voakaly sy voarindra

📩 Mandefasà message ary Raha mila fanazavana fanampiny na andefa commande
📍 Boutique :- NOUVEAUTÉS BEHORIRIKA BOX9
📞/Whatsapp :034.54.910.84

🎉ARAHABAINA NY MPANDRESY!🎉Faly izahay manambara ny anaran'ilay nahazo ilay mobile money 20.000ar tamin'ilay lalao nataon...
04/08/2026

🎉ARAHABAINA NY MPANDRESY!🎉

Faly izahay manambara ny anaran'ilay nahazo ilay mobile money 20.000ar tamin'ilay lalao nataontsika

🏆Arahabaina indrindra Amboaranirina Korie !🥳👏

Misaotra antsika rehetra nandray anjara sy nanohana hatrany ny pejy.Raha mbola tsy nahazo ianao anio dia aza kivy fa mbola hisy lalao sy fanomezana maro hoavy .

📩Ry mpandresy,mba andefaso message privé izahay mba andefasanay ny lokanao

💎 Bijouterie Erica - Misaotra noho ny fatokisanareo !Aza adino ny manasa namana hanaraka ny page satria mbola Misy surprise maro hoavy sy promotion maro atolotray ho anareo🥰

🙏Sao mba misy afaka manome tuto Kely fampiasana an'ito apps ito isika ato azafady 🙏
31/07/2026

🙏Sao mba misy afaka manome tuto Kely fampiasana an'ito apps ito isika ato azafady 🙏

Address

Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Bijouterie Erica posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share