Ndii&Naa

Ndii&Naa vente des vêtements, chaussures et claquettes etc...

Sapin de Noël 🌲🎁
11/12/2024

Sapin de Noël 🌲🎁

🎯 LALAO  AZAHOANA CARTE CRÉDIT TELMA 𝟏 𝟎𝟎𝟎 𝐀𝐫𝐢𝐚𝐫𝐲Olona telo izay tsara vintana no ahazo ny carte avy aty amin' Ndii&Naa ...
01/12/2024

🎯 LALAO AZAHOANA CARTE CRÉDIT TELMA 𝟏 𝟎𝟎𝟎 𝐀𝐫𝐢𝐚𝐫𝐲

Olona telo izay tsara vintana no ahazo ny carte avy aty amin' Ndii&Naa ☺️

Hatramin'ny talata 03 desambra amin'ny 02 ora tolankandro ny lalaontsika ary amin'ny 04 ora ariva no atao ny fisarihana🥹

👉 Ireto manaraka ireto ny fitsipiky ny lalao:
- Soraty ao amin'ny "commentaires" "ilalao iaraka amin'Ndii&Naa"
- Zarao aminn'ny "groupe " mihisa telo ity "publication" ity
- Manaova "abonné" amin'ny pejy Ndii&Naa
- identifié_o eo aminn'ny "commentaires" ireo namanao mihisa 05 anaraka ny pejy
- Tsy mahazo mandray anjara ny "page" fa tsy maintsy "compte personnel" Facebook


25/11/2024

Manasa anao anaraka ny pejy fa hisy zavatra tsara ifampizaran-tsika eto🥹🫶🏿

Address

Talatamaty
Antananarivo
105

Opening Hours

Monday 09:00 - 17:00
Tuesday 09:00 - 17:00
Wednesday 09:00 - 17:00
Thursday 09:00 - 17:00
Friday 09:00 - 17:00
Saturday 09:00 - 17:00

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Ndii&Naa posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share