Thony & ShaΓ―ma

Thony & ShaΓ―ma Vous donne le sourire me plait πŸ₯°
(2)

Coucou avy aty @ Mlle   πŸ‘‹πŸ‘‹πŸΏπŸ‘‹
27/05/2026

Coucou avy aty @ Mlle πŸ‘‹πŸ‘‹πŸΏπŸ‘‹

24/05/2026

Zany ary ny danse πŸ•Ί ny Papa sosy Vao misondrotra e πŸ˜‚πŸ˜‚πŸ˜‚

24/05/2026

Mbola bandy kely io Ve ranga zahay de Efa misy manao proposion sahady πŸ˜‚πŸ˜‚πŸ˜‚

Zah ndray ny matahotra hoe mba hisy raha vanona Ve ny ao antrano fa tsy hitiktok Sy hifampicharme ao fona ny atao raharaha πŸ€§πŸ˜‚

23/05/2026

MBA apodio nareo Fon'ity olona ty lasanareo any zany les Tatie ❀️😘😘😘

23/05/2026

Miala devolin'ny PIZZA πŸ• sy GLACE 🍦 πŸ˜‚πŸ˜‚πŸ˜‚πŸ˜‚πŸ˜‚

Tsy mahasakana ny bandy tsy higeste zany GRIPE zany eee πŸ˜πŸ˜πŸ˜πŸ˜„πŸ˜„Courage daholo zay manana zaza voan ny tazo ao e πŸ’ͺπŸ’ͺπŸ’ͺ
21/05/2026

Tsy mahasakana ny bandy tsy higeste zany GRIPE zany eee πŸ˜πŸ˜πŸ˜πŸ˜„πŸ˜„

Courage daholo zay manana zaza voan ny tazo ao e πŸ’ͺπŸ’ͺπŸ’ͺ

21/05/2026

Ino tsara izy zany iii πŸ˜‚πŸ˜‚πŸ˜‚πŸ˜‚

Resy aby anareo Amin ny parole πŸ˜„πŸ€­πŸ€­

Iny ny BISOUS πŸ’‹πŸ’‹πŸ’‹ hoetinareo Matory tatie isany 😘😘😘😘Bonne nuit πŸ˜΄πŸ˜˜πŸ’€
19/05/2026

Iny ny BISOUS πŸ’‹πŸ’‹πŸ’‹ hoetinareo Matory tatie isany 😘😘😘😘

Bonne nuit πŸ˜΄πŸ˜˜πŸ’€

19/05/2026

Tadidinareo ve ity vidΓ©o ty πŸ˜‚πŸ˜‚πŸ˜‚πŸ˜‚

Tena raha nety nasina ny fitomboany de mbola najanona teo aloha ka πŸ˜„πŸ˜„

πŸ†ŽNaizy tompon ny tenany ary tafiomehy mahita anio vidΓ©o io amizaoπŸ˜‚πŸ˜‚

19/05/2026

Iza daholo ngomangoma an i Thony .
Nareo koa ve mba misy hira le miverimberina fona ao antrano πŸ‘ŠπŸ˜‰πŸ₯°πŸ₯°πŸ₯°πŸ₯°πŸ₯°πŸ₯°
Ity hiran i JAED ty no anombohatsika anazy les amis πŸ˜‰πŸ˜‰
Tiktok : https://vt.tiktok.com/ZSxreL4By/

Address

Tsiazotafo Behoririka
Antananarivo
101

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Thony & ShaΓ―ma posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share