04/06/2026
👋 Misokatra hatrany izahay! 🥳
🎁 Manomboka amin'ny 0,5 $ monja dia efa afaka manao échange ato aminay ianao.
💭 Tsy BOT izahay ! Rehefa manao transaction ato aminay ianao dia:
✅ Miresaka mivantana aminay
- Raha misy olana dia afaka manao fitarainana avy hatrany ianao ary mahazo valiny eo no eo .
✅ Mora hifampiresahana , tsotra sns....
✅ Manoro anao A-Z , hatramin'ny fahavitan'ny transaction
- Indrindra raha mbola débutant ianao dia tsy avela irery mandritra ny dingana rehetra.
✅Mamaly sy manampy anao koa izahay raha misy torohevitra ilainao mahakasika ny portefeuille na ny transaction !
🎉 Afaka mifandray aminay amin'ny WhatsApp na Telegram ianao raha misy olana ny fidiranao amin'ny MP ( hafatra miafina ) ato aminay 📩
🥳 Maro ireo efa afa-po tamin'ny service omenay! 🤩
🎁 Aza adino ny manaraka ny pejy (Like 👍 sy Follow ❤️), satria mizara fampianarana sy torohevitra mahasoa momba ny cr¥pt0 sy ny transactions izahay.