Misa R.

Misa R. 🛍️ Misa R. Mode • Accessoires • Shopping Trendy 💖

❌ Livraison GRATUITE ho an'ireto haingom-bolo tsara tarehy ireto 💖💖 Ho avy izao ny Pentecôte sy ny Fête des Mères ☺️ 🌼 a...
19/05/2026

❌ Livraison GRATUITE ho an'ireto haingom-bolo tsara tarehy ireto 💖💖

Ho avy izao ny Pentecôte sy ny Fête des Mères ☺️

🌼 accessoires cheveux
🌻 serre-têtes
🌷 nœuds

Sur livraison ihany, tsy misy lieu de récupération aloha
🚚 Mandefa @ faritra ohatry ny mahazatra

Sublimez vos coiffures pendant les fêtes 🎀

🎁 Faites plaisir à maman et faites-vous plaisir aussi
📩 stock limité !!!

⚠️ 10.000 ariary et 15.000 ariaryHo an'ity herinandro vaovao ity indray àry 🤗🥰Ireto ny articles disponibles 🌸🌼 serre-têt...
26/04/2026

⚠️ 10.000 ariary et 15.000 ariary

Ho an'ity herinandro vaovao ity indray àry 🤗🥰
Ireto ny articles disponibles 🌸

🌼 serre-têtes flexibles
🌻 haingom-bolo mihaja
🔰 collier

🛍️ Manao livraison sy mandefa @ faritra ohatry ny mahazatra ☺️

📍 Antananarivo

Misaotra anareo manjifa sy manome retour foana 🥰🥰
21/04/2026

Misaotra anareo manjifa sy manome retour foana 🥰🥰

❌ À partir de 10.000 ariary seulement Disponible indray ireto articles ireto 💖 🌸 Accessoires cheveux✨ Serre-têtes flexib...
20/04/2026

❌ À partir de 10.000 ariary seulement

Disponible indray ireto articles ireto 💖

🌸 Accessoires cheveux
✨ Serre-têtes flexibles
🌷 Collier tena mihaja

🛍️ SUR LIVRAISON UNIQUEMENT
(3.000 ariary, 4 000 ariary, 5.000 ariary)
Mbola tsy eo ilay olona fanaovanareo récupération 😊

👌 Mandefa @ faritra ohatry ny mahazatra

📍Antananarivo

✨Serre-têtes flexibles, mety ho an'ny zaza sy olon-dehibe 💫Aorian'ny ny Fêtes des Pâques indray vao misy arrivage 🥰🔰Lieu...
29/03/2026

✨Serre-têtes flexibles, mety ho an'ny zaza sy olon-dehibe 💫

Aorian'ny ny Fêtes des Pâques indray vao misy arrivage 🥰

🔰Lieu de récupération : eny akaikin'ny Super U Tsiadana, à confirmer mialoha sur mp 😊

🛍️ Manao Livraison, mandefa @ faritra ohatry ny mahazatra (Cotisse na Service rapide)

📍Antananarivo

❌ À partir de 10.000 ariary foana ⚠️ Tsy miova ny prixIreto àry ilay arrivage an, efa nataonay amin'ilay be mpanontany m...
22/03/2026

❌ À partir de 10.000 ariary foana ⚠️ Tsy miova ny prix
Ireto àry ilay arrivage an, efa nataonay amin'ilay be mpanontany mihitsy 😊

✨ Serre-têtes
🌸 Accessoires cheveux
💎 Colliers
⌚ Montres stylées pour femme

Afaka 2 semaines ny Fêtes des Pâques 🥰

🛍️ Manao livraison, mandefa @ faritra ohatry ny mahazatra

Afaka alaina eny akaikin'ny Super U Tsiadana ihany koa 😊

Ao @ commentaire ny sasany 😉

📍Antananarivo

❌ À partir de 10.000 ariary seulement Miverina dispo indray ireto⚠️ Tsy miova ny prix✨ Serre-têtes 🌸 Accessoires cheveux...
15/03/2026

❌ À partir de 10.000 ariary seulement

Miverina dispo indray ireto
⚠️ Tsy miova ny prix

✨ Serre-têtes
🌸 Accessoires cheveux
💎 Colliers
⌚ Montres stylées pour femme

🛍️ Manao livraison, mandefa @ faritra ohatry ny mahazatra

Afaka alaina eny akaikin'ny Super U Tsiadana ihany koa 😊

📍Antananarivo

‼️ LIVRAISON GRATUITE 🛍️ 🌸✨ SPÉCIAL 8 MARS – JOURNÉE INTERNATIONALE DES FEMMES ✨🌸 Sublimez votre style avec nos magnifiq...
04/03/2026

‼️ LIVRAISON GRATUITE 🛍️

🌸✨ SPÉCIAL 8 MARS – JOURNÉE INTERNATIONALE DES FEMMES ✨🌸

Sublimez votre style avec nos magnifiques articles tendance 💎

🔰 Collier double rang – Élégant et raffiné, parfait pour toutes vos tenues
🔰 Collier Love – Simple, chic et plein de signification
🔰 Montre femme – Classe et intemporelle, pour une touche de sophistication

🚚 Livraison Jeudi ou Vendredi 👌

👉 Mandefa @ faritra ohatry ny mahazatra 🙂 Cotisse irery ihany (*frais de colis)

✅ Confirmation commande sur mp uniquement

📍 Antananarivo

À méditer 👌
03/03/2026

À méditer 👌

03/01/2026

Mirary taom-baovao sambatra ho antsika rehetra 💕

PS: Niato kely noho ny antony tsy azo nanoharana, fa efa hiverina amin'izay 😉

Address

Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Misa R. posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share