28/05/2026
Te hanamora ny fiompiana trondro ve ianao? 🐟🐟
Ireo provandy vokarina ato amin'ny PROVOMAD no vahaolana amin'izany satria :
- Ny vokatra rehetra dia natao hifanaraka amin'ny dingan'ny fiompiana : trondro manatody 🥚, zana-trondro 🐟, trondro andalam-pitomboana 📈, trondro efa lehibe 🐟
Manaraka ireo sakafo fotsiny ianao fa tsy mila mitady hafa intsony 👍
- Manatsara ny fahasalamany 💪 sy mampitombo haingana 📈 ireo trondro ihany koa ny sakafo rehetra.
Ny singa ao anatin'ireo provandy dia natao hifanaraka tsara amin'ny filàn'ireo trondro mandritran'ny fiompiana azy 🧬🐟
- Mora vidy 💰 sy zakan'ny Malagasy Mpiompy rehetra 🇲🇬
Natao nifanaraka ny fahefam-bidin-tsika Malagasy mihitsy ireo provandy rehetra mba hahafahantsika mampiasa azy na Mpiompy tsotra na Mpiompy matianina 👨🌾👩🌾
Raha mila fanazavana fanampiny dia mandefasa hafatra miafina 💬 na
Antsoy mivantana ny laharana 📞 038 22 859 34
📍 Lot VZ 13 Andohalo, Antananarivo
🌐 www.provomad.com 🌐