27/06/2026
Offre limitée!! Pack+ Espion 0,8cm 📢Surveillance 24/7📌3cam +1Espion 0.8cm , kely indrindra , forme vis tsy hita mihintsy🤬
Efa misy cable 15m isaky ny camera(4) ✔Aleo hipetraka foana ny fanaraha-maso ialana amin'ny tampoka..🛑Azo atao ivelany,mahazaka orana🚧
-💯Mivarotra onduleur Lithium 12v isika ,(1 ho an'ny DVR ,1ho an'ny camera 4),mahatazona azy 1h rehefa tapaka ny courant.(30 000Ar/1 au lieu de 36 rehefa maka camera)
-💯Raha manana routeur na box Wifi ianao ka misy cable RJ45 dia azo apetaka aminy , ary azo jerena na aiza na aiza amin'ny Telephone .
-💯 Infrarouge automatique (rehefa maizina)
-💯Ny disk dur 60 000ar ny 500Go
🚧GARANTIE 48H💯 raha misy défaut d'origine dia azo averina na soloina mandritra ny 48Ora (Tsy ao anatiny ny défaut d'utilisation : may noho ny fiakaran'ny courant,mianjera ka vaky, tratran'ny rano ny DVR...)
♨️ Livré avec facture (NIF, STAT)✔️
NB: Efa nomena ao anaty pejy ny video sy detail rehetra momba azy, AZA MANAO COMMANDE raha itanao fa tsy mifanaraka @ ilainao, na mbola tsy vonona na misalasala .
Mandefa Province raha vonona ny hanao payement mialoha .
0340744222. Azonao raisina Imerinafovoany Talatamaty .