Araha'nasa

Araha'nasa Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Araha'nasa, Business Center, Antananarivo.

Mino aho fa ireo terminal teo mbola zao ny galerie an'izy ireo🤣🤣
28/08/2025

Mino aho fa ireo terminal teo mbola zao ny galerie an'izy ireo🤣🤣

15/08/2025

Mba ataovy am emoji ny fihetsikao rehefa miomehy iny hoe🤣🤣

Perso:🤣✊👋

🤭 Nisy bandy iray tao anaty bus, mba te hahita izay réaction-n'ny hafa fotsiny izy dia izao no nataony: nalainy ny finda...
14/08/2025

🤭 Nisy bandy iray tao anaty bus, mba te hahita izay réaction-n'ny hafa fotsiny izy dia izao no nataony: nalainy ny findainy, mody niantso olona izy dia tahaka izao no resany tao:
- Allô? chérie? tsy afaka mankany amindry aho androany akia malalako fa tafiaraka ato anaty bus ato izaho sy ny vadindry. Tena aleo ahemotra ilay fotoanantsika fa azoko antoka eto fa hody any amindry any izy io izao. Izay an, amin'ny manaraka isika manao rattrapage be, bye bye chérie, je t'aime!
Avy eo, nankeny aminy daholo izay bandy tao anaty fiara ary nanontany azy ny laharan'ilay olona nantsoiny teo, hatramin'ny saofera koa aza nijanona ary nanontany azy hoe :
- Firy ilay numéro nantsoinao teo? sao an'ny vadiko mantsy!🤣🤣🤣

ArahAraha'nasa

🚨🎯 LEHILAHY IRAY VOASAMBOTRY NY POLISIMPIRENENA TAO ANTALAHA, NISANDOKA HO AFAKA MANDEFA MPIASA MALAGASY HO ANY MAURICE ...
14/08/2025

🚨🎯 LEHILAHY IRAY VOASAMBOTRY NY POLISIMPIRENENA TAO ANTALAHA, NISANDOKA HO AFAKA MANDEFA MPIASA MALAGASY HO ANY MAURICE

👉Ady amin’ny fisolokiana amin’ny endriny samihafa

✅ Nisy olona nametraka fitoriana tao amin’ny kaomisarian’ny Polisimpirenena Antalaha, ny 07 Aogositra 2025, nilaza fa voasolokina lehilahy iray. Milaza ity lehilahy ity fa afaka mandefa olona hiasa any Maurice, ary ao anatin’ny ara-dalàna tanteraka no fanaovana izany satria efa misy orinasa mifandray aminy ao amin’ity Nosy rahavavy ity.

✅ Nahazoany vola 5 tapitrisa ariary noho izany ireo lasibatra tamin’ny asa fisolokiana. Rehefa azony ny vola dia tsy azo antso intsony ny findainy ary izy tsy hita ihany koa. Rehefa nokarohin’ny Polisy dia vaosambotra ny 12 aogositra 2025 ilay lehilahy voarohirohy tamin’ny fisolokiana io. Mbola hita teny aminy ny ampahan’ny vola, izay 2 tapitrisa ariary sisa, finday miisa 5, ary taratasy maromaro mana-porofo ny fisolokiana nataony.

✅ Nentina avy hatrany tao amin’ny biraon’ny Polisy izy ho fanohizana ny fanadihadiana mialohan’ny hanolorana azy eo anatrehan’ny fampanoavana.

Araha'nasa mba asio j'aime ny page azafady🥺🙏Ho an'ireo lehilahy tia mikarakara vady😌Tuto ana massage zay voamarina fa ma...
14/08/2025

Araha'nasa mba asio j'aime ny page azafady🥺🙏
Ho an'ireo lehilahy tia mikarakara vady😌
Tuto ana massage zay voamarina fa mampilamin-tsaina ny vehivavy😅😌
Vady sambatra ,tokantrano milamina🤣❤️

Ndao hifampizara tsiky vao maraina ndray tsika ee Ataovy ao am coms ze sary ampiomehy anao🤣🤣Tadidio fa fahasalamana ny m...
14/08/2025

Ndao hifampizara tsiky vao maraina ndray tsika ee
Ataovy ao am coms ze sary ampiomehy anao🤣🤣
Tadidio fa fahasalamana ny miomehy🥰
Ary fahafinaretana azo ny mitdiky🥰❤️

Ao mba asio j'aime ny pejy ArahAraha'nasa

Nahita Zavaboary Hafahafa Anaty Ranomasina ny plongeurs 🌊😮Nisy plongeurs nahita zavatra mampangitakitaka any ambanin’ny ...
13/08/2025

Nahita Zavaboary Hafahafa Anaty Ranomasina ny plongeurs 🌊😮

Nisy plongeurs nahita zavatra mampangitakitaka any ambanin’ny ranomasina — toa olona sady toa trondro. Mandry eo amin’ny haran-dranomasina ilay izy, tsy mihetsika. Mety ho sary sokitra tranainy avy amin’ny sivilizasiôna efa nilentika ve izany, sa tena taolam-paty an’ny zavaboary hafahafa?

Manahaka olombelona ny bika aman’endriny, fa misy toetra toy ny biby mandady koa. Mampieritreritra hoe mety ho marina ve ny angano momba ny “zanak’andro” sy zavaboary miaina anaty rano? Sa dia zavatra tranainy tafaverina an-tany izao nefa tony tsy misy resabe?

Ny ranomasina hatrany no feno tsiambaratelo… fa angamba izao efa manomboka miseho ny sasany amin’izy ireny. 🌊🤫

ArahAraha'nasa

❌LEO VOAFITAKA  FITIAVANA 😭DIA... NALEONY NANAMBADY KISOA ‼️❌Vehivavy iray 32 taona tany ambanivohitra Mexique 🇲🇽 any no...
13/08/2025

❌LEO VOAFITAKA FITIAVANA 😭DIA... NALEONY NANAMBADY KISOA ‼️

❌Vehivavy iray 32 taona tany ambanivohitra Mexique 🇲🇽 any no nisafidy hanambady kisoa fa leo ny voafitaky ny lehilahy notiaviny.
Nanambara moa izy fa raha izy niantsena iny no nifanojo tampoka ny mason'izy roa ka voan'ny coup de foudre 😱 avy hatrany izy.. Ary tsapany t@ fijerin'ity kisoatiany ty t@ zan koa fa manana fitiavana azy ny anao lahy ka dia novidiany t@ ze vidiny tsy ankivarotra avy hatrany ty ramoseany ty ary nentiny nody sy notiaviny ary nampitondrainy ny anarana ho Diego 😱

❌Manambara moa izy fa tena matsiaro sambatra tokoa satria dia tsy voafitaka arampitiavana intsony tao anatin'ny heritaona niarahan'izy sy Diego izay😳😳

Araha'nAraha'nasa

⚠️ FAMONOANA MPANAO GAZETY MIISA ENINA TANY PALESTINE 🇵🇸 :MANGINA TANTERAKA NY SEHATRA VOAKASIKA ETO AMITSIKA 🤐🤫Raha mar...
13/08/2025

⚠️ FAMONOANA MPANAO GAZETY MIISA ENINA TANY PALESTINE 🇵🇸 :MANGINA TANTERAKA NY SEHATRA VOAKASIKA ETO AMITSIKA 🤐🤫

Raha maro ny fihetsiketsehana sy fanehoankevitra, tonga h@ fisamborana mihitsy ary toy izay nitranga tany Canada 🇨🇦 sy Allemagne 🇩🇪, manohitra sy manameloka ny famonoana mpanao gazety miisa enine tao Gaza 🇵🇸 nataon'ny Tsahal (tafika Israël 🇮🇱)
Dia mangina sy tsy andrenesam-peo kosa ny sehatra voakasik'izany eto Madagasikara asa inona no antony fa mampanontany tena ny mpanarabaovao

Araha'nasaAraha'nasa

Address

Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Araha'nasa posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share