Lohan’entana Daholo

Lohan’entana Daholo Varotra entana mamy kely. 🥰

Abonnéo ny page 😇😘

PACK BEAUTÉ – 18.000 Ar fotsiny!Tena mety tsara ho anao te hanao makiazy nefa tsy te handany vola be. Mahazo zavatra 3 f...
12/05/2026

PACK BEAUTÉ – 18.000 Ar fotsiny!
Tena mety tsara ho anao te hanao makiazy nefa tsy te handany vola be. Mahazo zavatra 3 feno ao anatin'ny lot iray:
1 Mascara Kiss Beauty "Volume Black Tricker": Manome "volume" be ny volomaso sady "waterproof" (tsy miala raha sendra rano na hatsembohana).
2 Eyeliner "Bowbow Beauty": Mora ampiasaina, "trace" mazava tsara ary maharitra tontolo andro.
3 Lip Oil "Color Changing": Lip oil manome loko mavokely voajanahary (natural pink) sady miaro azy tsy ho vakivaky
• Vidy: 18.000 Ariary ny lot (ireo zavatra 3 ireo)
• Stock: Voafetra ihany!
• Mp manao commande.🥰
Mandefa any amin’ny faritra rehetra izahay.👌✅

Mitohy faraparany  ny promotion.👌Promotion ✅8000 Ariary ny 1/ pièce15000 Ariary ny 2/ pièces 23000 Ariary ny 3/ pièces30...
06/05/2026

Mitohy faraparany ny promotion.👌

Promotion ✅
8000 Ariary ny 1/ pièce
15000 Ariary ny 2/ pièces
23000 Ariary ny 3/ pièces
30000 Ariary ny 4 / pièces

Sans transfert
Waterproof
Texture malefaka be(tsy ilay vakivaky be ireny na ilay maina be ireny fa tena malefa ohatrany tsy manao RAL akory ianao manao an’ireto)👌❤️
Gloss effet rose sady soin
Mandefa any amin’ny faritra foana.
Sary +contact sy lieux tonga dia alefa mp

Photo réel daholo

Mascara   waterproof pour allonger les cils et leur donner du volume .Eyeliner 24 heures ,waterproof,sans transfert,pack...
24/04/2026

Mascara waterproof pour allonger les cils et leur donner du volume .

Eyeliner 24 heures ,waterproof,sans transfert,packaging argenté.

Soin des lèvres hydratants et de l'essence de rose pour nourrir les lèvres, prévenir le dessèchement et favoriser la cicatrisation des gerçures.
Offre un aspect brillant (type gloss) non collant et léger, idéal pour un look naturel (waterproof)

Lot :20 000 Ariary les 3

Ao amin’ny commantaire ny photo manaraka.

Mascaras Kiss Beauty Long Dense Waterproof UP 90°Hydratant longue durée imperméable à l'huile à séchage rapideRouge : vo...
20/04/2026

Mascaras Kiss Beauty Long Dense Waterproof UP 90°

Hydratant longue durée imperméable à l'huile à séchage rapide

Rouge : volumisante pour des cils plus épais et denses.
Doré : allongeante pour étirer les cils au maximum.
Bleu : recourber les cils et maintenir la courbe tout au long de la journée.
Prix : 10000 Ariary ny 1
Mandefa any amin’ny faritra.

Mbola mitohy atrany ny promotion.👌Promotion ✅8000 Ariary ny 1/ pièce15000 Ariary ny 2/ pièces 23000 Ariary ny 3/ pièces3...
19/04/2026

Mbola mitohy atrany ny promotion.👌

Promotion ✅
8000 Ariary ny 1/ pièce
15000 Ariary ny 2/ pièces
23000 Ariary ny 3/ pièces
30000 Ariary ny 4 / pièces

Sans transfert
Waterproof
Texture malefaka be(tsy ilay vakivaky be ireny na ilay maina be ireny fa tena malefa ohatrany tsy manao RAL akory ianao manao an’ireto)👌❤️
Gloss effet rose sady soin
Mandefa any amin’ny faritra foana.
Sary +contact sy lieux tonga dia alefa mp

12/04/2026

GEL SOURCILS =25000 Ariary
Kiss Beauty 4 in 1 eyebrow & gel eyeliner long
lasting waterproof
Long lasting more times..
Waterproof..
Matte..
• 1 Black Gel Eyeliner
1 Dark Brown Gel Eyeliner
• 1 Black Eyebrow Powder
1 Dark Brown Eyebrow Powder
Prix :25000 Ariary
Mandefa any amin’ny fariritra

09/04/2026

Mbola mitohy atrany

Promotion ✅
8000 Ariary ny 1
15000 Ariary ny 2

Sans transfert
Waterproof
Texture malefaka be(tsy ilay vakivaky be ireny na ilay maina be ireny fa tena malefa ohatrany tsy manao RAL akory ianao manao an’ireto)👌❤️
Gloss effet rose sady soin
Mandefa any amin’ny faritra foana.
Sary +contact sy lieux tonga dia alefa mp

03/04/2026

Promotion ✅
8000 Ariary ny 1
15000 Ariary ny 2
Sans transfert
Waterproof
Texture malefaka be
Gloss effet rose sady soin
Mandefa any amin’ny faritra foana.
Sary +contact sy lieux tonga dia alefa mp

ALERTE PROMOTIONS  Baume à lèvres magiques (99% d'Aloé Verra)❌Prix: 6000 Ariary /unité❌Prix:10000 Ariary maka 2👉Manome e...
27/03/2026

ALERTE PROMOTIONS
Baume à lèvres magiques (99% d'Aloé Verra)

❌Prix: 6000 Ariary /unité
❌Prix:10000 Ariary maka 2

👉Manome effet rose naturel
👉Manamandina molotra
👉Mitsabo ny molotra vakivaky ,maina ,maity.
👉Manala ny loko mainty ny molotro
🌺HYDRATATION ET SOINS

👉Au contact des lèvres cette teinte se transforme en jolie rose
👉Soins Hydratants et réparateurs
👉 Répare les gerçures et protège les lèvres
👉Riche en vitamine A,C,E
Livraison à partir de 3.000 Ariary

Le SOURIRE est le premier pas vers le SUCCÈS 🥰😊Bonne journée à vous tous, bisous 😘
20/03/2026

Le SOURIRE est le premier pas vers le SUCCÈS 🥰😊
Bonne journée à vous tous, bisous 😘

18/03/2026

Kely sisa dia 2k akia ry lohanentana an.
Tonga dia asiantsika PROMOTION mbola tsy nisy tao anatin’ny 60 taona eto an.👌

Address

Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Lohan’entana Daholo posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share