14/08/2026
🔨 COFFRET D'OUTILS PORTABLE 5 ÉLÉMENTS 🔨
Tena ilaina be ty ry reto ah.
Mila fitaovana vonjy maika ao an-trano sa any am-piasana? Ity no vahaolana mora entina sy mora tehirizina!
✅ Marteau
✅ Tournevis plat
✅ Tournevis cruciforme
✅ Cutter
✅ Boîte à lames
📦 Boaty plastika mafy sy matanjaka
🎒 Portable, mora entina na apetraka ao anaty fiara, birao na trano
🛠️ Tsara ho an'ny fanamboarana madinidinika isan'andro
🏠 Ho an'ny trano, birao ary bricolage
📏 Mora ampirimina ary tsy maka toerana be
💰 Vidiny : 20.000 Ar
📞 038 47 441 68
🚚 Livraison partout à Madagascar