Safidy Ny Aina Lionel

Safidy Ny Aina Lionel ๐ŸคžTanjona fa tsy olona no enjehina๐ŸคŸ

๐Ÿ’ฅ โ€œAza mandany vola any aminโ€™olona intsony rehefa hanokatra    โ€ฆ afaka atao irery aminโ€™iny tรฉlรฉphone-nao iny!โ€ ๐Ÿ“ฒ๐Ÿ”ฅ โ€œAo am...
28/05/2026

๐Ÿ’ฅ โ€œAza mandany vola any aminโ€™olona intsony rehefa hanokatra โ€ฆ afaka atao irery aminโ€™iny tรฉlรฉphone-nao iny!โ€ ๐Ÿ“ฒ

๐Ÿ”ฅ โ€œAo aminโ€™ny na ihany dia afaka mamorona compte Google ianao!โ€

โœ”๏ธAO AMIN'NY
๐Ÿ”น 1. Midira aminโ€™ny pejy famoronana compte
Sokafy navigateur (oh: Google Chrome)
Soraty: accounts.google.com/signup
๐Ÿ”น 2. Fenoy ny mombamomba anao
Hisy formulaire hiseho, fenoy toy izao:
Anarana (Nom)
Fanampinโ€™anarana (Prรฉnom)
Anaranโ€™ny mail (ex: [email protected])
Mot de passe (tenimiafina)
๐Ÿ‘‰ Ataovy matanjaka: litera lehibe + kely + isa
๐Ÿ”น 3. Ampidiro ny laharan-telefaona
Soraty ny numรฉro tรฉlรฉphone
Hahazo code SMS ianao
โ†’ ampidirina hanamarinana
๐Ÿ”น 4. Fanampiny (tsy voatery fa tsara atao)
Email fanampiny (recovery)
Daty nahaterahana
Lahy na vavy
๐Ÿ”น 5. Manaiky ny fepetra
Vakio (na tsindrio mivantana) ny Terms & Conditions
Tsindrio โ€œI agreeโ€ / โ€œManaikyโ€
๐Ÿ”น 6. Vita ๐ŸŽ‰
Efa manana compte Google ianao
Afaka mampiasa:
โœ…Gmail (mailaka)
โœ…YouTube
โœ…Google Play Store
โœ…sy apps Google rehetra

โœ”๏ธAO AMIN'NY
๐Ÿ”น Dingana arahina aminโ€™ny tรฉlรฉphone Android
1. Midira aminโ€™ny Paramรจtre
Sokafy Paramรจtres / Settings
2. Mankanesa any aminโ€™ny compte
Tsindrio: Comptes na Users & accounts
Avy eo: Ajouter un compte
3. Safidio Google
Tsindrio: Google
4. Mamorona compte vaovao
Hisy safidy hoe:
๐Ÿ‘‰ Crรฉer un compte / Create account
Safidio (ho anao manokana=Usage personnel)
5. Fenoy ny mombamomba
Anarana
Username (Gmail)
Mot de passe
6. Fanamarinana
Ampidiro numรฉro tรฉlรฉphone โ†’ hahazo code SMS
7. Manaiky
Tsindrio I agree / Manaiky
๐Ÿ”น Vokany rehefa vita
Tafiditra ho azy ao aminโ€™ny finday ilay compte
Afaka mampiasa avy hatrany:
Google Play Store
Gmail
Google Drive
Intelligence Artificiel

Raha nahasoa anao ny fizarana teto @ page dia aza adino ny:
๐Ÿ‘‰Rรฉaction (J'aime,j'adore)
๐Ÿ‘‰Suivre ho an'ireo mbola tsy followers
๐Ÿ‘‰Partage(mizara)

โš ๏ธ๐Ÿ“ฑ Mampiasa tรฉlรฉphone android ianaoโ€ฆfa mbola tsy mahay manokatra COMPTE GOOGLE? ๐Ÿ˜ฎ๐Ÿ”๐Ÿ”ฅ Aza manahy fa anio @ 18h no hizaran...
28/05/2026

โš ๏ธ๐Ÿ“ฑ Mampiasa tรฉlรฉphone android ianaoโ€ฆ
fa mbola tsy mahay manokatra COMPTE GOOGLE? ๐Ÿ˜ฎ๐Ÿ”
๐Ÿ”ฅ Aza manahy fa anio @ 18h no hizarana ny tuto tsotra nefa mora arahina ato @ page!
๐Ÿ‘€ Aza miala lavitra ary rehefa tonga ny 18h fa sao diso fotoana ka tsy aharaka nefa TENA ILAINA FOANA ary tsy afa-misaraka @ SMARTPHONE ny COMPTE GOOGLE

โœจ๐Ÿ“š Tianao ve ny ahita tuto sy astuces maimaimpoana? ๐Ÿ”ฅ๐Ÿ“ฑ
๐Ÿ‘‰ Araho (Suivre) ary ny page raha mbola tsy isanโ€™ireo mpanaraka (Suivi) ianao ๐Ÿ‘€
๐Ÿ‘‰ Aza adino ny manao rรฉactions โค๏ธ (Jโ€™aime ๐Ÿ‘, Jโ€™adore ๐Ÿ˜โ€ฆ)
๐Ÿ‘‰ Zaraina maimaimpoana aminao ilay izy, ka mba zarao maimaimpoana koa ๐Ÿ“ข๐Ÿค
Ko aza tia tena fa ataovy ny PARTAGE
๐Ÿ’ก Mety hahasoa ny hafa sy ny namanao ihany koa mantsy ity tuto ity

๐Ÿšจ๐Œ๐›๐š ๐Ÿ๐š๐ง๐ญ๐š๐ญ๐ซ๐š๐จ ๐ฏ๐ž ๐ก๐จ๐ž ๐ข๐ง๐จ๐ง๐š ๐ง๐จ ๐ข๐ฅ๐šฬ€๐ง๐š ๐ฌ๐ฒ ๐š๐ฌ๐š๐ง'๐ง๐ฒ ๐‚๐Ž๐Œ๐๐“๐„ ๐†๐Ž๐Ž๐†๐‹๐„ ๐š๐จ @ ๐ญ๐žฬ๐ฅ๐žฬ๐ฉ๐ก๐จ๐ง๐ž?๐Ÿ“ฑ๐‘ต๐’š ๐’Ž๐’๐’Ž๐’ƒ๐’‚ ๐’Š๐’›๐’‚๐’š ๐’Š๐’๐’…๐’“๐’‚๐’š ๐’๐’ ๐’•๐’–๐’•๐’ ๐’‰๐’ ๐’›๐’‚๐’“๐’‚๐’Š๐’๐’‚...
27/05/2026

๐Ÿšจ๐Œ๐›๐š ๐Ÿ๐š๐ง๐ญ๐š๐ญ๐ซ๐š๐จ ๐ฏ๐ž ๐ก๐จ๐ž ๐ข๐ง๐จ๐ง๐š ๐ง๐จ ๐ข๐ฅ๐šฬ€๐ง๐š ๐ฌ๐ฒ ๐š๐ฌ๐š๐ง'๐ง๐ฒ ๐‚๐Ž๐Œ๐๐“๐„ ๐†๐Ž๐Ž๐†๐‹๐„ ๐š๐จ @ ๐ญ๐žฬ๐ฅ๐žฬ๐ฉ๐ก๐จ๐ง๐ž?๐Ÿ“ฑ
๐‘ต๐’š ๐’Ž๐’๐’Ž๐’ƒ๐’‚ ๐’Š๐’›๐’‚๐’š ๐’Š๐’๐’…๐’“๐’‚๐’š ๐’๐’ ๐’•๐’–๐’•๐’ ๐’‰๐’ ๐’›๐’‚๐’“๐’‚๐’Š๐’๐’‚ ๐’‚๐’Ž๐’Š๐’•๐’”๐’Š๐’Œ๐’‚ ๐’‚๐’๐’Š๐’ ๐Ÿ‘‡
โœ… Misintona applications @ play store,Chrome...
โœ… Mitahiry contacts sy photos
โœ… Manao sauvegarde automatique
โœ… Fampiasana services Google
Ilaina aminโ€™ny:
๐Ÿ‘‰Gmail
๐Ÿ‘‰YouTube
๐Ÿ‘‰Google Maps
๐Ÿ‘‰Google Drive
๐Ÿ‘‰Google Photos
โœ…Ilaina rehefa mampiasa IA(Gemini,Chatgpt,...)
โœ… Miaro ny compte sy donnรฉes

๐Ÿ“Œ๐‘๐š๐ก๐š ๐Ÿ๐ข๐ง๐ญ๐ข๐ง๐ข๐ง๐š:
Ny compte Google no โ€œatidohaโ€ sy โ€œcoffre-fortโ€ anโ€™ilay findainao. ๐Ÿ”๐Ÿ“ฒ

๐‘ป๐’† ๐’‚๐’‰๐’Š๐’•๐’‚ ๐’‚๐’”๐’•๐’–๐’„๐’† ๐’”๐’š ๐’•๐’–๐’•๐’ ๐’ˆ๐’“๐’‚๐’•๐’๐’” ๐’‡๐’๐’‚๐’๐’‚ ๐’—๐’† ๐’Š๐’‚๐’๐’‚๐’?
๐Ÿ‘‰๐‘จ๐’“๐’‚๐’‰๐’ ๐’‚๐’“๐’š ๐’๐’š ๐’‘๐’‚๐’ˆ๐’† ๐’‰๐’ ๐’‚๐’'๐’Š๐’“๐’†๐’ ๐’Ž๐’ƒ๐’๐’๐’‚ ๐’•๐’”๐’š ๐’‡๐’๐’๐’๐’๐’˜๐’†๐’“๐’”
๐Ÿ‘‰๐‘จ๐’›๐’‚ ๐’‚๐’…๐’Š๐’๐’ ๐’๐’š ๐’Ž๐’‚๐’๐’‚๐’ ๐’“๐’†๐’‚๐’„๐’•๐’Š๐’๐’(๐’‹'๐’‚๐’Š๐’Ž๐’†,๐’‹'๐’‚๐’…๐’๐’“๐’†...)
๐Ÿ‘‰๐‘ท๐’‚๐’“๐’•๐’‚๐’ˆ๐’† ๐’”๐’‚๐’ ๐’Ž๐’‚๐’‰๐’‚๐’”๐’๐’‚ ๐’๐’š ๐’๐’‚๐’Ž๐’‚๐’๐’‚ ๐’”๐’š ๐’๐’š ๐’‰๐’‚๐’‡๐’‚

๐—ก๐—•:๐—›๐—ผ ๐—ท๐—ฒ๐—ฟ๐—ฒ๐˜๐˜€๐—ถ๐—ธ๐—ฎ ๐—บ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ๐—ฟ๐—ฎ๐—ธ๐—ฎ ๐—ป๐˜† ๐—ณ๐—ผ๐—บ๐—ฏ๐—ฎ ๐—ฎ๐˜๐—ฎ๐—ผ ๐—ต๐—ผ ๐—ฎ๐—ป'๐—ถ๐—ฟ๐—ฒ๐—ผ ๐˜€๐—ฎ๐—ต๐—ถ๐—ฟ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ ๐—บ๐—ฎ๐—ป๐—ผ๐—ธ๐—ฎ๐˜๐—ฟ๐—ฎ ๐—–๐—ข๐— ๐—ฃ๐—ง๐—˜ ๐—š๐—ข๐—ข๐—š๐—Ÿ๐—˜

๐Ÿ”ฅ๐Ÿ“ฑ Hifantoka kely @ COMPTE GOOGLE indray ny tuto atolotra ato ho ato! ๐Ÿ”โœจโฐ Androany hariva amin'ny 18h30mn no hizarana ny...
27/05/2026

๐Ÿ”ฅ๐Ÿ“ฑ Hifantoka kely @ COMPTE GOOGLE indray ny tuto atolotra ato ho ato! ๐Ÿ”โœจ
โฐ Androany hariva amin'ny 18h30mn no hizarana ny lohahevitra hoe :
๐Ÿ’ก โ€œNy ILร€NA sy ASANโ€™NY COMPTE GOOGLE @ findayโ€
๐Ÿ‘‰ Raha tianao ny hahita sy hahazo tsara anโ€™ity tuto ity dia aza adino ny :
โœ… Manaraka (suivre) ny page raha mbola tsy followers ianao
โค๏ธ Manisy rรฉaction (Jโ€™aime ๐Ÿ‘ na Jโ€™adore ๐Ÿ˜)
๐Ÿ“ข Mizara ilay publication
๐Ÿ‘ฅ Na mi-mentionnรฉ namana ao @ commentaires satria mety hahasoa azy ireo koa ity tuto ity ๐Ÿ™๐Ÿ“š
๐Ÿš€ Betsaka ny olona mampiasa tรฉlรฉphone nefa mbola tsy tena mahafantatra ny tena maha-zava-dehibe ny COMPTE GOOGLE ๐Ÿ˜ฎ๐Ÿ“ฒ

27/05/2026

Un grand merci ร  mes nouveaux followers ! Hoby Andriah, Tanjona Heriniaina, Louison Bro, Nar Zojefa, Kader La Coste, Feno Hasina

Ao @ com'sโœ๏ธ ndray ary hoe ijerena๐Ÿ‘€ izay tena henjana๐Ÿง ๐“๐จ๐ก๐š๐ง๐จ @ ๐Ÿ๐š๐ง๐š๐ณ๐š๐ฏ๐š๐ง๐š ๐ง๐ฒ ๐ฏ๐š๐ฅ๐ข๐ง-๐ญ๐ž๐ง๐ข๐ง๐š๐จPerso:D
23/05/2026

Ao @ com'sโœ๏ธ ndray ary hoe ijerena๐Ÿ‘€ izay tena henjana๐Ÿง 
๐“๐จ๐ก๐š๐ง๐จ @ ๐Ÿ๐š๐ง๐š๐ณ๐š๐ฏ๐š๐ง๐š ๐ง๐ฒ ๐ฏ๐š๐ฅ๐ข๐ง-๐ญ๐ž๐ง๐ข๐ง๐š๐จ
Perso:D

๐Ÿง ๐Ÿ˜‚ ๐—›๐—ผ ๐—ต๐—ถ๐˜๐—ฎ ๐—ฒ๐˜๐—ผ ๐—ถ๐—ป๐—ฑ๐—ฟ๐—ฎ๐˜† ๐—ถ๐˜‡๐—ฎ๐˜† ๐˜๐—ฒ๐—ป๐—ฎ ๐—บ๐—ฎ๐—ฟ๐—ฎ๐—ป๐—ถ๐—ป-๐˜๐˜€๐—ฎ๐—ถ๐—ป๐—ฎ...  ๐˜€๐˜† ๐—ถ๐˜‡๐—ฎ๐˜† ๐—บ๐—ผ๐—ฑ๐˜† ๐—บ๐—ฎ๐—ฟ๐—ฎ๐—ป๐—ถ-๐˜๐˜€๐—ฎ๐—ถ๐—ป๐—ฎ ๐—ณ๐—ผ๐˜๐˜€๐—ถ๐—ป๐˜† ๐Ÿคฃ๐Ÿ”ฅRaha atao hoe โ€œIANAOโ€ no anarana...
21/05/2026

๐Ÿง ๐Ÿ˜‚ ๐—›๐—ผ ๐—ต๐—ถ๐˜๐—ฎ ๐—ฒ๐˜๐—ผ ๐—ถ๐—ป๐—ฑ๐—ฟ๐—ฎ๐˜† ๐—ถ๐˜‡๐—ฎ๐˜† ๐˜๐—ฒ๐—ป๐—ฎ ๐—บ๐—ฎ๐—ฟ๐—ฎ๐—ป๐—ถ๐—ป-๐˜๐˜€๐—ฎ๐—ถ๐—ป๐—ฎ... ๐˜€๐˜† ๐—ถ๐˜‡๐—ฎ๐˜† ๐—บ๐—ผ๐—ฑ๐˜† ๐—บ๐—ฎ๐—ฟ๐—ฎ๐—ป๐—ถ-๐˜๐˜€๐—ฎ๐—ถ๐—ป๐—ฎ ๐—ณ๐—ผ๐˜๐˜€๐—ถ๐—ป๐˜† ๐Ÿคฃ๐Ÿ”ฅ

Raha atao hoe โ€œIANAOโ€ no anaranaoโ€ฆ
Dia โ€œIZAHOโ€ no anarako ๐Ÿ˜ตโ€๐Ÿ’ซ๐Ÿคฃ

๐Ÿ‘‰ ๐‘ซ๐’Š๐’‚ ๐’Š๐’›๐’‚ ๐’‚๐’“๐’š ๐’๐’ ๐’•๐’†๐’๐’‚ ๐’‚๐’…๐’‚๐’๐’‚?

๐Ÿ˜† IZAHO ๐Ÿ‘ sa IANAO โค๏ธ?

20/05/2026

Un grand merci ร  mes nouveaux followers ! Mamy Rasoarimalala, Flaurent Tata, Joce Dubus, ร‘รธhรธmbรฅล„a Andrianjafy, Aldo Randriamanantena, Eljho Brayanne

17/05/2026
๐Ÿšจ๐Ÿ“ฑ Mbola maro ihany no tsy mahalala anโ€™ireto astuces sy tuto tsotra ireto nefa tena mamonjy isanโ€™andro! ๐Ÿ˜ณ๐Ÿ”ฅIndraindray di...
16/05/2026

๐Ÿšจ๐Ÿ“ฑ Mbola maro ihany no tsy mahalala anโ€™ireto astuces sy tuto tsotra ireto nefa tena mamonjy isanโ€™andro! ๐Ÿ˜ณ๐Ÿ”ฅ
Indraindray dia zavatra kely fotsiny no mahatonga:
โŒ very crรฉdit
โŒ voapiraty compte
โŒ mi-ram ny finday
โŒ tsy mandeha internet
โŒ very fichiers manan-danja ๐Ÿ˜ตโ€๐Ÿ’ซ
๐Ÿ’กNoho izany dia ho fintiniko an-tsary eto ireo tuto efa nozaraina teto aminโ€™ny page, ary ezahiko hapetraka ao @ commentaires ihany koa ny lien(rohy) ๐Ÿ”— ahitanareo ny fanazavana feno sy an-tsipirihany ๐Ÿ‘Œโœจ
๐Ÿ“Œ Ireto avy ireo lohahevitra :
โœ”๏ธ Fomba ahafantarana ny finday vrai sy copie ๐Ÿ“ฑ
โœ”๏ธ Fomba atao entina mitsitsy mรฉga ๐Ÿ“ถ๐Ÿ’ฐ
โœ”๏ธ Internet tsy mandeha nefa efa activรฉ ny donnรฉ mobile ๐ŸŒโš ๏ธ
โœ”๏ธ Partage connexion / partage Wi-Fi ๐Ÿ”„๐Ÿ“ก
โœ”๏ธ Fiarovana ny compte @ piratage ๐Ÿ”๐Ÿ›ก๏ธ
โœ”๏ธ Fi-dรฉconnecte-na ny compte hadino any @ appareil hafa ๐Ÿ“ฒ๐Ÿšช
โœ”๏ธ Operateur mitroka crรฉdit rehefa lany ny forfait ๐Ÿ’ธ๐Ÿ˜ค
โœ”๏ธ Vahaolana @ finday kely mรฉmoire sy fitahirizana fichiers manan-danja ๐Ÿ’พ๐Ÿ—‚๏ธ
โœ”๏ธ Finday mi-ram ๐ŸŒ๐Ÿ“ฑ
โœ”๏ธ Mamadika texte ho lasa PDF ๐Ÿ“„โžก๏ธ๐Ÿ“•
โœ”๏ธ ...
๐Ÿ”ฅ๐Ÿ’ฏ Raha tia astuces, torohevitra ary tuto maimaimpoana ianareo dia aza mijanona mpijery fotsiny e! ๐Ÿ‘€๐Ÿ‘‡
๐Ÿ‘‰ Araho (Suivre) ny page ho anโ€™ireo mbola tsy manaraka (non followers)โค๏ธ
๐Ÿ‘‰ Manao rรฉaction ๐Ÿ‘๐Ÿ˜
๐Ÿ‘‰ Mizara (Partage) ๐Ÿ“ค sao mba hahasoa ny hafa koa ๐Ÿ™โœจ

13/05/2026

Un grand merci ร  mes nouveaux followers ! Tovoniaina Feno Ftiavana, รngรถjoรนbjร  Ratianoroson, Riri Eric, Dairy Nehemia, Fandresena Mamiko, Vivien Kevin, Joel Ny Aina, Ny Aina Irรจne, Fandeferan Nasett, Mamy Myh'sou, RT BA, Bruno Jae, Marie Mickael, Fetra Niaina, Joachim Olivera, Mi Mi

Address

Ambatolampy
Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Safidy Ny Aina Lionel posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share