Toldo 1

Toldo 1 N’abandonne jamais

Mankasitraka ny  🇲🇬 sy     nisafidy ahy ho gardien de but mendrika t@ ity taom-pilalaovana ity 🙏🙏🏆🥇Fa ho fanohanako sy h...
25/07/2026

Mankasitraka ny 🇲🇬 sy nisafidy ahy ho gardien de but mendrika t@ ity taom-pilalaovana ity 🙏🙏🏆🥇

Fa ho fanohanako sy ho fanomezana motivation an I zandrikely gardien de but Fr Rouge izay tompon-daka dia natolotro azy ampanetren -tena ny 🏆🏆🏆🏆🥇🥇🥇

22/07/2026

Refa aveo le tirage a somary nisy olana ny Live 👌

Arabaina ny Espagne 🇪🇸nahazo ny coupe du monde 🌍⚽️🏟️👌Victoire méritée fa tena mafy rzalah 🙏Ataontsika rahariva ny tirage...
20/07/2026

Arabaina ny Espagne 🇪🇸nahazo ny coupe du monde 🌍⚽️🏟️👌

Victoire méritée fa tena mafy rzalah 🙏

Ataontsika rahariva ny tirage pronostic za manokana mo France 🇫🇷 dia efa resy ary tsapako fa tena mahay ry zalah Espagnol t@ iny lalao famaranana iny

🎁🎁Cadeaux maillot Barea

Merci ralah isany fa nilay ny ambiance tao @ nijery ny FINAL⚽️

08/07/2026

Sady mijery coupe du monde 🌍 no matory am-pilaminana miaraka @ Royal Foam MDG

Aza Tara manantona ny Magasin Anosizato Est 🙏

07/07/2026

Efa tapitra lalao pronostic Efa vita capture daolo ireo nanao commentaire vita final ataontsika tirage 🙏

26/06/2026

Mafy oa reo France reo 🇫🇷🇫🇷🇫🇷Bravo Dembelé vita 16 eme de final tapitra ny lalao pronostic Champion du Monde ahazoana maillot Barea 🇲🇬

Miarahaba ny Malagasy rehetra nahatratra ny asaramanitra 🇲🇬🇲🇬🇲🇬🇲🇬🇲🇬 Mirary fahombiazana antsika rehetra 🇲🇬❤️🙏
26/06/2026

Miarahaba ny Malagasy rehetra nahatratra ny asaramanitra 🇲🇬🇲🇬🇲🇬🇲🇬🇲🇬

Mirary fahombiazana antsika rehetra 🇲🇬❤️🙏

Merci kosa France 🇫🇷⚽️❤️ a fa tena mbola niavaka ko i Messi ary mbola noporofoiny ny Maha tompon daka farany azy ⚽️🏆🥇✅Mi...
17/06/2026

Merci kosa France 🇫🇷⚽️❤️ a fa tena mbola niavaka ko i Messi ary mbola noporofoiny ny Maha tompon daka farany azy ⚽️🏆🥇

✅Mitohy ny lalao Pronostic Champion du monde ⚽️🏆🥇avokako eto ihany oe oviana ny farany afahana mandray anjara so misy @ final vo anoratra 😆

🎉Maillot Barea no cadeaux ho an ‘izay tsara vintana ka mahamarina ⚽️🏆

Mirary soa 🙏

15/06/2026

⚽️⚽️❤️❤️❤️

Ela2 zay ndao asina lalao ary e 🥰🥰

Iza no Equipe vinavinanao ahazo ny mondiale 2026

ao @ commentaire ary tsy mahazo manova2 fa anao verification izahay 👌(Commentaire 1 isaky ny compte ihany a)

✅Vita ny FINAL atao tirage ny olona 1 tsara vintana dia ahazo cadeau avy aty amiko 🏆🥇(Maillot Barea)

Za manokana 🇫🇷 France atr@ farany
Oavy matetika eto aho anao lalao @ ty Mondiale ty ⚽️⚽️⚽️⚽️⚽️🏆🏆🏆

Address

Anosizato
Antananarivo
102

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Toldo 1 posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share