RTech.mg

RTech.mg Système de sécurité | Caméra de surveillance
Mobile & Web Apps Developer

Vaovao farany  #1   Nosokajian'ny CNN ho 🌀rivodoza mahery indrindra eto an-tany (catégorie 4) i Batsirai ary mbola miha-...
02/02/2022

Vaovao farany #1
Nosokajian'ny CNN ho 🌀rivodoza mahery indrindra eto an-tany (catégorie 4) i Batsirai ary mbola miha-mitombo hatrany ny heriny.

Samia miomana araka izay fahafahany avy.

➡️ Tsara kokoa raha misy kitapo vonona misy ny zavatra tena ilaina toy ny fanafody, rano fisotro amin'ny tavoahangy, jiro, ary akanjo vitsivitsy.
➡️ Aza adino koa ireo taratasy manandanja rehetra (kara-panondro, taratasy momba ny fananana...)
➡️ Tsara mifampiresaka ny ao an-trano hoe raha sanatria tafasaraka dia aiza no toerana hihaonana...

👉 Raha misy hitanao fa azon'ny isam-pianakaviana atao ankoatr'ireo dia mba soraty ao min'ny commentaire azafady fa mahasoa antsika.

"Izay tsara fiomanana tsy hotampohin'ny loza."

⚠ 𝔸ℝ𝔸ℍ𝕆 𝕄𝔸𝕊𝕆 𝔸𝕄𝕀ℕ'ℕ𝕐 𝔽𝕀ℕ𝔻𝔸𝕐  ℕ𝕐 𝕋𝕊𝔼ℕ𝔸ℕ𝔸𝕆 ⚠💵💵💵  𝑀𝑎𝑛𝑜𝑙𝑜𝑡𝑟𝑎 𝐹𝐼𝐻𝐸𝑁𝐴𝑀-𝐵𝐼𝐷𝑌 ℎ𝑜 𝑎𝑛'𝑛𝑦 𝑇𝑆𝐸𝑁𝐴𝑁𝐴𝑂 𝑖𝑧𝑎ℎ𝑎𝑦 📅📅📅  ℎ𝑎𝑡𝑟𝑎𝑚𝑖𝑛'𝑛𝑦 15 𝐹𝑒𝑏𝑟𝑜...
29/01/2022

⚠ 𝔸ℝ𝔸ℍ𝕆 𝕄𝔸𝕊𝕆 𝔸𝕄𝕀ℕ'ℕ𝕐 𝔽𝕀ℕ𝔻𝔸𝕐 ℕ𝕐 𝕋𝕊𝔼ℕ𝔸ℕ𝔸𝕆 ⚠

💵💵💵 𝑀𝑎𝑛𝑜𝑙𝑜𝑡𝑟𝑎 𝐹𝐼𝐻𝐸𝑁𝐴𝑀-𝐵𝐼𝐷𝑌 ℎ𝑜 𝑎𝑛'𝑛𝑦 𝑇𝑆𝐸𝑁𝐴𝑁𝐴𝑂 𝑖𝑧𝑎ℎ𝑎𝑦
📅📅📅 ℎ𝑎𝑡𝑟𝑎𝑚𝑖𝑛'𝑛𝑦 15 𝐹𝑒𝑏𝑟𝑜𝑎𝑟𝑦 2022,
🛒🛒🛒 𝑟𝑎ℎ𝑎 𝑚𝑖𝑣𝑖𝑑𝑦 𝑖𝑙𝑎𝑦 𝐾𝐼𝑇 4041 - 720𝑝 𝑖𝑎𝑛𝑎𝑜. 😉

👷👷‍♀️𝐴𝑓𝑎𝑘𝑎 𝑚𝑎𝑛𝑎𝑜 𝐼𝑁𝑆𝑇𝐴𝐿𝐿𝐴𝑇𝐼𝑂𝑁 𝑎𝑛𝑦 𝑎𝑚𝑖𝑛'𝑛𝑦 𝑓𝑎𝑟𝑖𝑡𝑟𝑎.

ARARAOTY ARY !

Ao amin'ny MP ny fanazavana fanampiny
na antsoy ny 033 71 967 19
na 034 74 366 18.

Address

Behoririka
Antananarivo
101

Opening Hours

Monday 08:00 - 19:00
Tuesday 08:00 - 17:00
Wednesday 08:00 - 17:00
Thursday 08:00 - 17:00
Friday 08:00 - 17:00
Saturday 08:00 - 11:00

Telephone

+261337196719

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when RTech.mg posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to RTech.mg:

Share