S.S.A Securite Assuree

S.S.A Securite Assuree Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from S.S.A Securite Assuree, Security guard service, Faravohitra, Antananarivo.

03/02/2024
Sady miasa izahay no mizara ampitiavana izay olona  sendra mifanena aminay . Tsy hanenenana ny manao Soa sy mizara hafal...
09/10/2021

Sady miasa izahay no mizara ampitiavana izay olona sendra mifanena aminay . Tsy hanenenana ny manao Soa sy mizara hafaliana ho an'i hafa 🥰♥️
Sady miasa ampifaliana no mizara ampifaliana

Ireto avy indray ireo nahazo ny loka 100000ariary isany t@ lalaontsika farany teo koa faly miarahaba azy ireo❤    Araho ...
09/10/2021

Ireto avy indray ireo nahazo ny loka 100000ariary isany t@ lalaontsika farany teo koa faly miarahaba azy ireo❤



Araho tsy tapaka ny page

Ireto avy ary ireo nahazo ny loka t@ lalaontsika❤ koa faly miarahaba azy ireo.  200000ar  100000ar  50000arMitohy hatran...
14/09/2021

Ireto avy ary ireo nahazo ny loka t@ lalaontsika❤ koa faly miarahaba azy ireo.
200000ar
100000ar
50000ar
Mitohy hatrany ny lalaontsika koa araho tsy tapaka ny page. Mankasitraka tompoko

04/09/2021

Andao indray hiaraka hilalao isika eh!🌞🌞🌞🌞 hatr@ 18 septembre izao

Ka ireto avy ary loka ho azo @ izany ho an'ireo izay mahamarina.Hatao ankitsapaka ny fisarihana ny mpilalao 💥💥💥

Loka N°1 100.000Ariary 💵
Loka N°2 100.000Ariary 💵
Loka N°3 100.000Ariary 💵

🛑Fitsipika arahina

➡️ Asio j'aime 👍 ny page
➡️ Aiza ny toerana misy ny ataovy commentaire ny valiny ampina Hastag
➡️ Identifieo ireo namanao hanao j'aime 👍ny page sy handray anjara
➡️ Partageo ity publication ity

18/08/2021

Andao hilalao hiaraka aminay hatr@ 04 septembre izao koa mandraisa anjara 🙂

🛑Fitsipika arahina:

➡️ Asio j'aime 👍 ny page
➡️ Ataovy @ commentaire ny hoe
➡️ Identifieo ireo namanao hanisy reaction ny commentairenao sy hanao j'aime 👍ny page
➡️ Partageo en mode public ity publication ity eo @ mur anao

Ireo 3 mahazo reaction betsaka indrindra ao @ commentaire no hahazo ny loka
Ka ireto avy ary loka ho azo @ izany:

Loka N°1 200.000Ariary 💵
Loka N°2 100.000Ariary 💵
Loka N°3 50.000Ariary 💵

09/08/2021

09/08/2021

S.S.A

Address

Faravohitra
Antananarivo
101

Telephone

+261386621848

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when S.S.A Securite Assuree posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to S.S.A Securite Assuree:

Share