Boutik'Anay

Boutik'Anay VENTE EN LIGNE

11/08/2026

💦 SPRAY WATERPROOF – AROVY AMIN’NY RANO NY TRANO SY ENTANAO! 💦
Misy fivoahan-drano ve sa mitete ny tafo rehefa orana? 🌧️
👉 Ity no vahaolana haingana sy mahomby!
✨ Tombony: ✔️ Manakana ny rano tsy hiditra
✔️ Mety amin’ny béton, tôle, carreau, terrasse, mur, toit, sns
✔️ Miaro amin’ny triatra sy fivoahan-drano
✔️ Mora ampiasaina – afafazo dia maina haingana
🛡️ Ataovy étanche ny toerana misy anao, tsy matahotra orana intsony!
📦 Kalitao tsara – maharitra
💰 Vidiny mirary
📞 Antsoy: 037 89 384 76 prix 30 000ar
⚡ Aza miandry ny fahasimbana vao mihetsika – raiso dieny izao!

12/07/2026
08/07/2026

FOAM CLEANER MULTI-FONCTION ✨
🫧 Ilay vahaolana mahery vaika hanadiovana ny loto, menaka, tasy ary vovoka ao an-trano sy amin'ny fiara.
✅ Mety ampiasaina amin'ny : 🚗 Fiara (tableau de bord, siège, portière, tapis...) 🛋️ Canapé sy fauteuil 🪑 Fanaka 👟 Kiraro 🍳 Lakozia (gazinière, hotte, évier...) 🚿 Salle de bain 🪟 Fitaratra, plastique, cuir, inox, carrelage ary ankamaroan'ny surfaces azo sasana.
📝 Fomba fampiasana : 1️⃣ Ahontsano tsara ny tavoahangy. 2️⃣ Afafazo mivantana amin'ilay faritra maloto. 3️⃣ Avela hipetraka 30 segondra ka hatramin'ny 1 minitra. 4️⃣ Fafao amin'ny lamba madio na éponge. ✨ Vita! Madio sy mamirapiratra avy hatrany.
🎉 PROMOTION 💰 1 pièce = 20.000 Ar 🔥 2 pièces = 35.000 Ar
📦 Livraison disponible. Alefaso ny commandenao
TEL 0378938476

07/07/2026

🚽 WC na do**he bouché? Tsy mila miantso plombier avy hatrany!
💥 Déboucheur à Haute Pression no vahaolana haingana sy mahomby!
✅ Manala bouchon mafy ao amin'ny WC, do**he, lavabo ary évier. ✅ Miasa amin'ny alalan'ny tsindry mahery vaika. ✅ Tsy mila vokatra simika mampidi-doza. ✅ Mora ampiasaina, mitsitsy fotoana sy vola.
📦 Livraison manerana an'i Madagascar. 📩 Alefaso avy hatrany ny "Commande" na "Intéressé" amin'ny message dia hovalianay haingana!
Prix 25.000ar ar araraoty fa vitsivitsy an !

02/07/2026

✨ GLADIATOR MULTI-PURPOSE FOAM CLEANER ✨
🫧 Madio ao anatin'ny fotoana fohy!
Leo tasy sy loto miraikitra amin'ny seza fiara, canapé, tapis, tableau de bord, na ao an-dakozia?
✅ Manala loto sy menaka mora foana ✅ Mety amin'ny cuir, plastique, tissu ary surfaces maro ✅ Mora ampiasaina, tsy mila mikosoka mafy ✅ Mamela endrika madio sy voakarakara
🚗🏠 Produit iray, fampiasana maro—mety ho an'ny fiara sy ny ao an-trano.
📦 Livraison misy. 📲 Antsoy na alefaso message amin'ny 037 89 384 76 raha hanafatra.
⚠️ Stock voafetra! Ataovy dieny izao ny commande-nao!
Prix: 25.000ar

01/07/2026

🍹 MINI MIXEUR BLENDER 180ML – Votre jus frais partout avec vous ! 🍓🥭
Envie de smoothie, jus ou milkshake frais à tout moment ? 😍
Le Mini Mixeur Blender 180ML est pratique, léger ary mora entina na aiza na aiza !
✅ Rechargeable USB 🔋
✅ Mixe fruits, jus, smoothie, milkshake…
✅ Compact sy portable 👜
✅ Lames puissantes pour un mixage rapide
✅ Mora diovina ary simple ampiasaina
💪 Parfait ho an’ny maison, bureau, salle de sport na voyage !
✨ Mixez en quelques secondes seulement et profitez d’une boisson fraîche et naturelle !
📦 Stock limité — Commandez vite ❤️
Tél 0378938476 prix 20 000ar
Livraison a partir de 3000ar

01/07/2026

ve ianao amin’ny évier manentsina matetika? 😩
Eto ny vahaolana tsotra sy tena ilaina!
✨ Filtre à évier mahomby: ✔ Misakana fako, volo, sy loto madinika hiditra anaty fantsona
✔ Manampy hisorohana ny fanentsenana lafo vidy
✔ Mora diovina sy ampiasaina isan’andro
✔ Mety amin’ny lakozia rehetra
💡 Ataovy madio, milamina, ary tsy misy ahiahy intsony ny évier-nao!
🚀 Tsy miandry olana vao mividy — miaro mialoha no marani-tsaina!
Prix:10 000ar ny 10 pièces
Tél 0378938476
🚚 Livraison disponible

💦 SPRAY WATERPROOF – Vahaolana haingana amin’ny fuite sy infiltration ! 💦Tsy mila manahy intsony amin’ny rano miditra am...
29/05/2026

💦 SPRAY WATERPROOF – Vahaolana haingana amin’ny fuite sy infiltration ! 💦
Tsy mila manahy intsony amin’ny rano miditra amin’ny toit, mur, terrasse na gouttière 😍
Ny Spray Waterproof dia manampy anao hanidy fissure sy fuite amin’ny fomba mora sy rapide !
✅ Étanche avy hatrany
✅ Azo ampiasaina amin’ny béton, tôle, carreau, bois, PVC, sns
✅ Résiste amin’ny masoandro sy orana
✅ Mora ampiasaina : pulvériser fotsiny dia vita ✨
✅ Mety amin’ny trano, voiture, terrasse, toiture, salle de bain…
🔧 Spray iray = protection maharitra amin’ny humidité sy infiltration !
📦 Commandez vite fa stock limité ! �
Tél :0378938476 prix :25000 ar

Address

Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Boutik'Anay posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share