15/06/2026
FINALE MISS & MISTER : TOHANO NY MPIFANINANA TIANAO ! 👑✨
Efa kely sisa dia ho tonga ilay fotoana lehibe ! Fantatrao ve fa ny tapakila (billet) jifainao dia efa fanohanana sahady ny mpifaninana tianao ? 🎟️💪
🎫 Billet Simple 1 = 1 Point ho azy !
🌟 Billet VIP = 5 Points avy hatrany !
Tombony lehibe ho an'ny mpifaninana tianao izany mba handrombahany ny fandresena ! 🔥
🛍️ ** Jifao dieny izao ary ny billet any amin'ireo mpifaninana mivantana na mandefasa MP amin'ny page.