Kit Cent deux Malaza

Kit Cent deux Malaza Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Kit Cent deux Malaza, Wholesale & Supply Store, Antananarivo.

🚨 ARRIVAGE PNEU SCOOTER 🚨Mitady pneu solide sy maharitra ve ianao?Efa misy ato aminay izao ny pneu kalitao tsara ho an'n...
13/03/2026

🚨 ARRIVAGE PNEU SCOOTER 🚨
Mitady pneu solide sy maharitra ve ianao?
Efa misy ato aminay izao ny pneu kalitao tsara ho an'ny scooter 👇
🔹 90/90 -10
🔹 110/70 -12
🔹 120/70 -12
✔️ Tenue de route tsara
✔️ Mahazaka lalana
✔️ Prix tena mirary
Livraison Tana-Province
📍lieu Ambohibao en face Bank MCB & Arrêt bus Total
Contact : 037 74 052 42
034 45 637 41

Kit complet Disponible🔥Tsy mitsahatra manolotra n'y tsara ho anareo fona izahay ka manasa anareo dieny Zao ho tonga☺️ Ti...
13/03/2026

Kit complet Disponible🔥
Tsy mitsahatra manolotra n'y tsara ho anareo fona izahay ka manasa anareo dieny Zao ho tonga☺️ Tinao hibika vé n'y moto anao?? Ireto misy kit complet Qualité 💯 misy couleur azo hisafidihanana tsara😉 Prix mirary dia mirary. 📍Point de vente Ambohibao en face Bank MCB & Arrêt bus Total
Contact : 037 74 052 42
034 45 637 41

🚨 ARRIVAGE VAOVAO BICYCLLETTE 🚨Tonga indray ny bicyclette ho an’ny ankizy 🔥girls &Boys 🚲 Par 12 / 2 à 3ans🚴🏼‍♀️Par 16/ 4...
12/03/2026

🚨 ARRIVAGE VAOVAO BICYCLLETTE 🚨
Tonga indray ny bicyclette ho an’ny ankizy 🔥girls &Boys
🚲 Par 12 / 2 à 3ans
🚴🏼‍♀️Par 16/ 4 à 8ans
🚴🏼‍♀️Par 20 /8 à 14 ans
💗 Misy modèle pour fille tena tsara design
✔️ Mafy sy kalitao
✔️ Mety tsara ho an’ny ankizy mianatra mitaingina
Disponible tsara ireo ato aminay 😊
Livraison Tana-Province. / 🛑Lieu Ambohinao en face Bank MCB ou Arrêt bus Total
Contact : 037 74 052 43 / 034 45 637 41

Tiako dia mba zaraiko ity fampianarana ity 🥰 Bonne journée daholo 🥰🥰😘
12/03/2026

Tiako dia mba zaraiko ity fampianarana ity 🥰
Bonne journée daholo 🥰🥰😘

🔥 ARRIVAGE HUILE MOTEUR🔥Tadiavinao ve ny menaka hiaro tsara ny moteur-nao?👉 Efa disponible izao :     🛢 20W50     🛢 15W4...
11/03/2026

🔥 ARRIVAGE HUILE MOTEUR🔥
Tadiavinao ve ny menaka hiaro tsara ny moteur-nao?
👉 Efa disponible izao :
🛢 20W50
🛢 15W40
🏷 Marque OG & SPARTANS
✔️ Manalava ny androm-piainan’ny moteur
✔️ Manatsara ny performance
✔️ Qualité 💯
Livraison Tana-Province 🛑Lieu Ambohibao en face Bank MCB ou Arrêt bus Total
Contact : 037 74 052 42 / 034 45 637 41

💡 LED PUISSANT DISPONIBLE 💡Ampoule LED H4 / H7 ho an’ny moto sy fiara 🚀✔️ Mazava be rehefa mandeha alina✔️ Manatsara ny ...
11/03/2026

💡 LED PUISSANT DISPONIBLE 💡
Ampoule LED H4 / H7 ho an’ny moto sy fiara 🚀
✔️ Mazava be rehefa mandeha alina
✔️ Manatsara ny visibilité eny an-dalana
✔️ Kalitao tsara & maharitra
🔥 Tena mety ho an’izay tia jiro mahery sy style
Livraison Tana-Province 🛑Lieu Ambohibao en face Bank MCB oui Arrêt bus Total
Contact : 037 74 052 42 / 034 45 637 41

11/03/2026

Bonjour daholo 😊
Manasa anareo rehetra hitsidika anay eny KIT CENT DEUX MALAZA
Maro ny pièces moto sy accessoires qualité miandry anareo

10/03/2026
Poignée vaovao tonga ao amin’ny Kit Cent Deux  Malaza  🔥Stylé, confortable ary solide rehefa mitondra moto.Ataovy classe...
10/03/2026

Poignée vaovao tonga ao amin’ny Kit Cent Deux Malaza 🔥
Stylé, confortable ary solide rehefa mitondra moto.
Ataovy classe ny guidon-nao ! 🏍️
📍 Nouv’Auto
📞 034 49 716 41 / 037 71 052 42

10/03/2026

Casque Jet Power double visière disponible !
Confort, style ary protection miaraka.
✔️ Viseur noir + viseur transparent
✔️ Design moderne
✔️ Qualité tsara
📍 Disponible chez Nouv’Auto Ambohibao
📞 034 49 716 41 / 037 71 052 42

🔧 Jauge d’huile disponible chez Nouv’Auto !Tena ilaina amin’ny fanaraha-maso ny niveau d’huile mba hiarovana ny moteur.✔...
10/03/2026

🔧 Jauge d’huile disponible chez Nouv’Auto !
Tena ilaina amin’ny fanaraha-maso ny niveau d’huile mba hiarovana ny moteur.
✔️ Qualité tsara
✔️ Mora ampiasaina
📍 Ambohibao
📞 034 49 716 41 / 037 71 052 42

Lany rivotra ve ny pneu bicyclette-nao ?Aza manahy fa misy pompe bicyclette disponible eto aminay.👉 Mora ampiasaina, mai...
09/03/2026

Lany rivotra ve ny pneu bicyclette-nao ?
Aza manahy fa misy pompe bicyclette disponible eto aminay.
👉 Mora ampiasaina, maivana entina ary mahafeno rivotra haingana ny pneu-nao.
👍 Qualité tsara, prix tena mora.
📍 Nouv’Auto Ambohibao
📞 034 49 716 41 / 037 71 052 42

Address

Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Kit Cent deux Malaza posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share