leader yub's Mada 1

leader yub's Mada 1 Ankino amin'i Jehovah ny asanao, Dia ho lavorary izay kasainao. — Ohabolana 16 : 3

13/06/2026

✨ ARRIVAGE VAOVAO – POWER GEL TOILET CLEANER A1 ✨
🚽 Ataovy madio, mamerovero ary mamirapiratra hatrany ny WC-nao!
✅ Manala tasy sy loto mafy miraikitra
✅ Manala fofona ratsy ary mamela hanitra maharitra
✅ Mora ampiasaina, gel mahery vaika
✅ Miaro sy mitazona ny fahadiovan'ny WC isan'andro
✅ Hanitra maro azo isafidianana : 🌸 Rose 💜 Lavender 🤍 Gardenia 🍋 Lemon 🍊 Orange 🌊 Ocean
Prix:PM:8000AR
GM:15000AR
💎 Vokatra kely nefa mahomby be! Tsy mila manasa matetika intsony, satria manampy hitazona ny fahadiovana sy ny hanitra ao amin'ny WC mandritra ny fotoana maharitra.
📦 Tongava maka ny anao dieny izao fa voafetra ny tahiry!
📞 Antsoy na mandefasa hafatra avy hatrany: 034 93 528 79
livraison par tout à Madagascar
Tana à partir de 3000ar
🔥 Power Gel Toilet Cleaner A1 – Fahadiovana sy hanitra isaky ny manasa WC! 🔥
✨🚽🍊

12/06/2026

✨🏡 ATAOVY MIAVAKA SY MAODERINA NY TRANONAO! 🏡✨
💡 APPLIQUE MURAL LED ÉTANCHE (IP66) 💡
Mety tsara ho an'ny rindrina ivelany sy anatiny, tohatra, terrasse, jardin, magasin, hôtel, restaurant, sns.
✅ Tsy matahotra rano (Waterproof IP66)
✅ Mazava be sady mamirapiratra ambony sy ambany
✅ Design moderne sy élégante
✅ Kalitao tsara, maharitra ary mitsitsy herinaratra
✅ Miasa amin'ny courant 220V
✅ Efa miaraka amin'ny fixation
🎨 Safidy loko 2 karazany : 🔹 Blanc (fotsy)
🔹 Multi-couleurs (fotsy, mena, maintso)
💰 VIDINY :
▪️ 4W : 17 000 Ar
▪️ 6W : 18 000 Ar
▪️ 8W : 20 000 Ar
🌟 Ampio haingo sy hatsarana ny tokotaninao sy ny tranonao amin'ity LED moderne ity. Na andro na alina dia manome endrika kanto sy manintona ny toerana rehetra!
🚚 Mandefa manerana an'i Madagasikara 📍
Livraison Tana à partir de 3000ar
📞 Commande & Informations : 034 93 528 79
⚡ Arrivage disponible – Aza tara fa voafetra ny stock! ⚡

09/06/2026

🚽✨ TOILET CLEANER 4 EN 1 – Fahadiovana sy Hanitra Maharitra! ✨🚽
Leo fofona ratsy sy loto ao anaty WC? Ity no vahaolana tsotra sy mahomby ho anao!
✅ Manadio ny WC isaky ny mikoriana ny rano
✅ Manala fofona ratsy ary mamela hanitra mamerovero
✅ Manampy hiaro amin'ny tasy sy loto miraikitra
✅ Maharitra ela ary mora apetraka
💧 4 Function Formula ✔️ Manadio ✔️ Manome hanitra ✔️ Miady amin'ny bakteria ✔️ Miaro amin'ny loto sy tasy
🌟 Ataovy madio, mamerovero ary mahafinaritra hatrany ny efitra fidiovanao!
2pièces de 4 in1:15000ar(8boules)
🔥 Arrivage vaovao be! ⚠️ Aza miandry ho lany fa voafetra ny tahiry!
📞 Raha hanafatra na mila fanazavana: Tel : 034 93 528 79
📦 Livraison rapide par tout à Madagascar
Tana à partir de 3000ar
💰 Vidiny mirary
Toilet Cleaner 4 en 1 — Madio kokoa, mamerovero kokoa, mahafinaritra kokoa isan'andro! ✨🚽

12/05/2026

✨🥤 BLENDER PORTABLE MIXEUR 🥤✨
Envie de jus frais et smoothie partout où vous allez ? 😍
Ity mixeur blender portable rechargeable ity no solution idéale ho anao!
✔️ Portable & pratique
✔️ Rechargeable USB
✔️ Facile à utiliser et à nettoyer
✔️ Mixe fruits, jus, smoothie & milkshake rapidement
✔️ Idéal pour maison, bureau, sport & voyage
💰 Prix : 20 000 Ar
📞 Contact : 034 93 528 79
⚡ Stock limité!
🚚 Livraison par tout à Madagascar
Tana à partir de 3000ar

🍓🍌 Votre smoothie prêt en quelques secondes seulement !

03/05/2026

🔥 LUNETTES HD VISION – WRAP AROUNDS 🔥
✨ Vision claire • Protection maximale •
🫴Promo be, lunettes 2,ampiasaina andro sy alina
Style moderne ✨
😎 Te hanana fahitana mazava sy fiarovana tanteraka ve ianao?
Ireo HD Vision no vahaolana tonga lafatra!
✅ Protection UV 100% – Miaro ny masonao amin’ny taratra manimba
✅ Vision claire – Mihena ny éblouissement, mety amin’ny conduite
✅ Confort maximal – Maivana, mahazo aina mandritra ny andro
✅ Adapté à vos lunettes – Afaka ampiasaina ambonin’ny solomaso
✅ Style moderne – Ho an’ny lehilahy sy vehivavy
💥 PROMO EXCEPTIONNELLE 💥
👉 19 000 Ar (2 pièces)
❌ Raha tokony 25 000 Ar
🚗 Mety amin’ny: conduite, sport, plage, voyage…
📞 Commandez dès maintenant : 0349352879
⚡ Stock limité – Aza tara!
Livraison par tout à Madagascar
Tana à partir de 3000ar

25/04/2026

🔥 AMPoule Rechargeable ANTI-DÉLESTAGE 🔥
💡 Tsy delestage intsony !
✨ Vahaolana tsotra sy mahomby amin’ny fahatapahan-jiro
👉 Mandeha ho azy rehefa tapaka ny courant
👉 Recharge automatique rehefa misy jiro
⚡ Tombony :
✔️ 🔋 Batterie intégrée (rechargeable)
✔️ 💡 Lumière LED mahery sady mitsitsy herinaratra
✔️ ⏳ Autonomie 6–8 ora (miankina amin’ny charge)
✔️ 🔌 Azo ampiasaina amin’ny prise normale
✔️ 🪝 Misy crochet → azo ahantona na aiza na aiza
✔️ 🏠 Mety amin’ny trano, fianarana, camping, boutique…
🌞 Pratique be !
➡️ Tsy mila bougie intsony
➡️ Tsy mila lampe à pile
Prix:13000ar;25000ar/2
Livraison par tout à Madagascar
Tana, à partir de 3000ar
0349352879

12/04/2026

‎✨ CRYSTAL COATING PLASTIQUE ✨
‎Avereno ho toy ny vaovao indray ny plastikao!
‎❌ Manala vasoka sy fahalotoana
‎✨ Mamerina azy ho mangirana sy milamina
‎🛡️ Miaro amin’ny masoandro sy fahasimban’ny loko
‎🚗 Azo ampiasaina amin’ny: fiara, moto, tableau de bord, sy plastika rehetra
‎💯 Vokatra haingana sy mahomby
‎💎 Endrika vaovao avy hatrany!
‎Avela eo tsy kitihina n'a lalovana rano mandritrin'ny 12h
‎Afaka 15 volana indray vao miverina ho vasoka
‎💰 Prix : 20 000 Ar
‎📦 Stock voafetra – aza tara!
Livraison par tout à Madagascar
Tana à partir de 3000ar
0349352879

07/04/2026

🚗✨ STYLO ANTI-RAYURE – Mamerina ny hatsaran’ny fiaranao! ✨🏍️

Misy rayures amin’ny voiture, moto na fanaka misy loko ve?
👉 Ity stylo anti-rayure ity no vahaolana tsotra sy haingana!

✅ Manala rayures madinika
✅ Mamerina ny loko ho toy ny vaovao
✅ Mora ampiasaina, tsy mila professionnel
✅ Azo ampiasaina amin’ny carrosserie sy fanaka rehetra misy loko
🫴Couleur dispo:noire,blanc
💰 Prix : 15 000 Ar
📦 Livraison manerana ny faritra
🚚 Tana à partir de 3 000 Ar

⚠️ Stock limité – aza tara!

📞 Commande : 034 93 528 79

👉 Antsoy na mandefasa message dieny izao!

30/03/2026

🔴 TEXTE PUB (court & efficace)
💧 Tsy mikoriana ve ny rano ao an-tranonao?
Vahaolana haingana sy mahomby 👇
➡️ Déboucheur canalisation multifonction
✔️ Lavabo
✔️ Toilette
✔️ Do**he
⚡ Manala bouchon ao anatin’ny segondra
💪 Tsy mila produit chimique
♻️ Mora ampiasaina & azo averina imbetsaka
💰 Prix : 20 000Ar
🚚 Livraison disponible partout Madagascar
Tana à partir de 3000ar
📩 Alefaso message izao dia ho voavaha avy hatrany ny olanao!
0349352879

Araraoty fa vitsy isisa an, stock limité‎👉 Tsy mila mividy kiraro vaovao intsony!‎Amin’ity colle chaussures ity:‎Miverin...
29/03/2026

Araraoty fa vitsy isisa an, stock limité
‎👉 Tsy mila mividy kiraro vaovao intsony!
‎Amin’ity colle chaussures ity:
‎Miverina ho mafy tsara ny kiraronao
‎Tsy mivaha na dia ampiasaina isan’andro aza
‎Maina haingana: 15mn fotsiny
‎Testé sy approuvé: kiraro midecole n'a rovitra lasa toy ny vaovao indray.
‎Prix: 7000Ar / pièce
‎20000Ar / 3 pièces
‎Commande en message privé dieny izao.
‎0349352879
Livraison par tout à Madagascar
Tana à partir de 3000ar

Address

Antananarivo

Telephone

+261349352879

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when leader yub's Mada 1 posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to leader yub's Mada 1:

Share