14/07/2023
Aza kivy n'a milofika fa n'y olana mandalo
Aza mety mora tofoka
Fa fiaretana faharo
Ny milavo lefona fadio
Fa Tsy fombatsika izany
N'y manenjika anao itsikio
MBA ho hery ho anao hatrany.
N'y lanitr banjino izay mitondr fafalina
Mitondra hery Sy ain vaovao
Ilay mandrotsa-piahiana
Miahy Sy mitantana n'y lalanao.
Heros