02/11/2026
Mafana loatra ve ao antranonao amin'ny atoandro ? Sa Mangatsiaka loatra amin'ny alina?
Teto indray ny ekipan'ny dia nametaka climatiseur tamin'ireo villa résidentielle miisa 10 ao Ampanataovana Antsirabe.
Ho anao ihany koa, aza misalasala miantso na mandefa hafatra aminay raha toa ka manana olana amin'ny resaka:
✅ Réfrigérateur
✅ Congélateur
✅ Climatiseur
✅ Clim-Auto
0333159959
0383355370
Ambohimangakely Antananarivo
Ivory Antsirabe
[email protected]
"Asa voakaly, atokisana 100%"