Bira Services

Bira Services Produits et services divers
Traiteur et cantinière
Location voiture particuliere ou tête de cortège

07/03/2023
Miarahaba antsika rehetra, hitondra fampianarana fohy sy vitsivitsy, amin'ny maha agence de recrutement anay dia tsara i...
25/02/2023

Miarahaba antsika rehetra, hitondra fampianarana fohy sy vitsivitsy, amin'ny maha agence de recrutement anay dia tsara ihany ny mitondra antsika ireto remarque vitsivitsy ireto ho fampianarana antsika rehefa mitady asa:

1- Rehefa misy offre d'emploi hitanao eto amin'ny tambazotra dia matetika izy ireny efa misy toerana na adresy mailaka fandefasana ny dossier,ary efa voasoratra ao avokoa ny dossier ilaina na takian'ilay orinasa. Aoka mba ho fenoina izay zavatra takiana mba ampitombo ny chance anao fa raha misy tsy feno ny dossier takiana dia anisany mampihitsina anao iny

2- Fantaro fa candidature marobe no voarain'ny recruteur rehefa toy ireny,tsy afaka hamaly tsirairay anareo izy ireny fa ireo izay hitany mahafeno fepetra no tafiditra anaty selection

3- Raha toa ka alefa mp ny dossier dia tonga dia alefaso avokoa fa aza miandry azy hanontany hoe aiza izao na izao

4- Aoka re tompoko lay salama,bonjour liana amin'ilay asa aho sns.... rehefa liana ianao dia tonga dia alefaso ny candidature toy ny ataon'ny hafa, aza gaga raha vu fotsiny ny mp anao raha toy izay ny soratanao ao fa efa point mihena ho anao izany,ny olona vonona tonga dia mandefa dossier

5- Mahakasika manokana ny offre animatrice sy hotesse izy ity, matetika misy ny fitakiana photo sur pieds, ahafahana mijery sahady iny hoe mety ho isan'ireo ho afaka raisina ianao sa tsia mba tsy handaniana fotoana anao hoe antsoina any amin'ny entretien vao hita hoe kay tsy mifanaraka amin'ny fepetra takiana ny bikanao sns....noho izany photo sur pieds aradalana alefa fa tsy selfie ahitana ny vatanao lavalava avy any ambony 😩 izay tsy azo hitarafana velively ny tena bikanao.
Indro aseho amin'ny sary fanehoana ny antsoina hoe photo sur pieds

Mankasitraka anareo rehetra nandray anjara t@ offre animatrice sy hotesse, efa noezahinay novaliana avokoa ianareo ankotran'ireo nandefa bonjour sy ny hoe liana fotsiny 😂🤣mialatsiny fa tsy novaliana ireny olona ireny fa vu fotsiny no azony satria tsy mahafeno fepetra.

24/02/2023

Maro be ianareo no liana amin'ilay "animatrices de ventes" maro be ny mp voarainay fa ho valianay eo daholo ihany ianareo.

N.B: ireo tonga dia mandefa ilay dossiers ilaina no valiana fa tsy afaka mamaly details maro be izahay satria entreprise samihafa ilay mitady.
Mankasitraka

Pour le compte de nos clients, nous cherchons des animatrices de ventes et des hôtesses de ventes disponible à Antsirabe...
22/02/2023

Pour le compte de nos clients, nous cherchons des animatrices de ventes et des hôtesses de ventes disponible à Antsirabe.
- Apte à travailler sur terrain
- Capable de travailler en equipe
- Souriante,sociable,dynamique

Si cela vous intéressé, envoyer directement votre CV avec photo récente + photo sur pieds directement en mp

Anisany service hitanao eto aminay ny tolotra "service traiteur" sy ny service "cantine" hoan'ny orinasa Aza misalasala ...
19/02/2023

Anisany service hitanao eto aminay ny tolotra "service traiteur" sy ny service "cantine" hoan'ny orinasa

Aza misalasala miditra mp raha mahaliana anao

Afaka mikarakara ny lanonana samihafa toy ny mariage,fiançailles , séminaire sns...

LOCATION de VOITURE - Location Antsirabe et périphérique - Location voyage en province - Transfert et tout événement - T...
18/02/2023

LOCATION de VOITURE

- Location Antsirabe et périphérique
- Location voyage en province
- Transfert et tout événement
- Tête de cortège
- CLIMATISÉ et CONFORTABLE
- Prix discutable selon le trajet
- Contact 033 75 230 28 ou Mp

BIRA MANA'DIO  dia anisan'ireo tolotra misy eto amin'ny Bira Services, tolotra natokana hoan'ny orinasa na olontsotra mi...
18/02/2023

BIRA MANA'DIO dia anisan'ireo tolotra misy eto amin'ny Bira Services, tolotra natokana hoan'ny orinasa na olontsotra mitady mpanadio
Koa aza misalasala mandefa hafatra miafina manontany ny andinindiny

Tolotra natao hanamorana ny andavanandrom-piainanao 🥰

Address

Antsirabe

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Bira Services posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share