13/01/2025
Tantaraiko zavatra ve nareo!?
Maty mamako 23 décembre teo....tsy nanao pub za fa tena vonton'alahelo tanteraka.
Ndriiii reto a...tena tsy navoakako teto oe maty mamako fa tena maro nareo nametraka commande kay t@noel...
Efa farany taona zahay vao nanao pub...ny antony tena maro nareo nitady anay.
Mbola tonga maro nareo nanjifa fin d'année fa tena hoe nomena fahafampo nareo na dia reraka avy nandevina aza izahay.
Misaotra ee tena misaotra betsaka tsy manadino anay reto aa
Ary tena ifonana nametraka commande t@25 fa io napetrako io antony.
Eto foana izahay a...efa miverina miasa aradalana ary vonona foana hanome fahafampo anareo.
PS: hanokatra tsena ato hoato