05/06/2021
🇲🇬 Andeha hataontsika tanjona amin'izao ankatoky ny fetim-pirenena izao ny faheleovantenanao ara-bola :)
Mba ahatongavana amin'izany dia ilaina tokoa ny fahasahiana maka risika nefa kosa risika voakajy tsara.
Eto ary izahay Team SAHY vonona hifanolon-tanana aminareo malagasy namanay hanatrarana izany tanjona iraisana izany!! koa aza misalasala miditra Mp 📩