Graph Tahina - Impression Grand Format

Graph Tahina - Impression Grand Format Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Graph Tahina - Impression Grand Format, Printing Service, Rue Gouverneur Rasalomon, Antsirabe.

Nous vous proposons nos services d'impression grand format, de personnalisation cadeaux, de fabrication de cachet à la minute, de découpe autocollant et plexiglass par machine laser et de gravage marbre et plexiglass.

15/07/2024
🔤 Mila lettres en 3D ve ianao ? 💯🔥 Manao an'izany izahay, toy ny hita amin'ny sary.👌 Afaka manao izay soratra tianao iza...
17/01/2023

🔤 Mila lettres en 3D ve ianao ? 💯

🔥 Manao an'izany izahay, toy ny hita amin'ny sary.

👌 Afaka manao izay soratra tianao izahay ary afaka misafidy ny caractère mety aminao ianao.

📩 Mandefasa mp aminay raha mahaliana anao izy ity. Afaka misafidy ny hangezan'ny soratra ianao.

👨‍🔧 Ankoatry ny hita amin'ny sary dia manao services hafa ihany koa izahay, toy ny :

🔴 Impression grand format (Roll-up, bâche, X-banner, etc.)
🔴 Impression et découpe autocollants ;
🔴 Conception de cadeaux personnalisés ;
🔴 Fabrication de cachet auto-encreur ;
🔴 Impression sur t-shirts personnalisés ;
🔴 Impression affiche (A3, A4) ;
🔴 Impression laser.

Tél : 034 79 994 69
E-mail : [email protected]

16/05/2022

🔥 Banderole Tri-Jôkera ⭐
🤩 Nahafaly anay ny nanao impression an'ity banderole momban'ny spectacle hataon'i Big MJ sy i Ceasar ary i Lion Hill ity. (Ao amin'ny commentaire ny sarin'ilay izy efa mipetaka 😉)
🙏 😊 Isaorana ny organisateurs nametraka fitokisana taminay.
👉 Aza misalasala raha te hanao impression sur bâche koa ianao.
🎉 Tsy impression grand format ihany moa no ataonay, fa anisany koa ny :
🔴 Impression et découpe autocollants,
🔴 Conception de cadeaux personnalisés (indrindra amin'ity fête des mères akaiky ity)
🔴 Fabrication de cachet auto encreur
🔴 Impression sur t-shirts personnalisés, sns.
☎️ Tél. : 034 79 994 69
📨 Mail. : [email protected]

06/05/2022

☕ Affiche kely nampanaovina mpivarotra anakiray.

🤩 Tsy voatery 1m² noho ny mihoatra foana vao afaka atao impression sur bâche fa mety na format kely kokoa mitovy amin'ity aza.

📏📐Teto izao dia A3 no format nosafidiana.

🖼️ Ity affiche ity dia anisan'ny nataonay tato amin'ny Graph Tahina ny conception graphique -ny.

🙂🎊 Raha te hanao impression sur bâche mitovy tahak'ity ianao, na ihany koa autocollants dia aza misalasala miantso anay. Raha tsy mbola manana an'ilay sary hatao ianao dia izahay afaka manao ny conception.

Tel.: 0347999469
E-mail : [email protected]

🎶Mandeha ny mandeha, izay kaontiny dia vidiny, sao raparMandehaapa tsy fidiny🎵 🥳 Isaorana ny organisateurs an'i Samoëla ...
15/04/2022

🎶Mandeha ny mandeha, izay kaontiny dia vidiny, sao raparMandehaapa tsy fidiny🎵
🥳 Isaorana ny organisateurs an'i Samoëla - Pejy Ofisialy nametraka fatokisana taminay tamin'ny nanaovana an'ity affiche ity. 🖨️🙂

👉 Inona ny mampiavaka an'ity affiche ity ?

🔥 Tsy matahotra rano izy. Na lenan'ny orana aza dia tsy miova ny loko nampiasaina. Na ho sasaina aza tsy miala ny sary eo aminy.

Te hampanao affiche publicitaire mitovy amin'izao koa ve ianao ? Na poster apetaka any antrano ? Na zavatra hafa mitovitovy aminy ?

Aza misalasala miantso anay amin'ny :
0347999469
Na mandefasa mp aminay fotsiny 😉
Mail. : [email protected]

⚽ Affiche mampahafantatra an-dry zalahy "FAV Lara Antsirabe" 😍👨‍⚖️Ampifaliana no nanaovanay ity impression sur bâche ity...
06/04/2022

⚽ Affiche mampahafantatra an-dry zalahy "FAV Lara Antsirabe" 😍
👨‍⚖️Ampifaliana no nanaovanay ity impression sur bâche ity ary isaoranay izy ireo nametraka fitokisana taminay. 🙂

Tél. : 0347999469
Mail : [email protected]

🌺 SÉRIGRAPHIE PAR FLEX IMPRIMABLE 🤩🥼 Tablier fampiasan'ny mpianatra indray no nasiana Logo teto. Sady nanaingo azy ireo ...
24/03/2022

🌺 SÉRIGRAPHIE PAR FLEX IMPRIMABLE 🤩
🥼 Tablier fampiasan'ny mpianatra indray no nasiana Logo teto. Sady nanaingo azy ireo koa ilay izy 👩‍⚕️

🤔 Inona ny mahatsara an'ilay sérigraphie par flex imprimable ?

👉 Mety amin'ny karazana lamba rehetra izy,
👉 Tsy atahorana ho vasoka ary azo sasaina tsara,
👉 Personnalisable tanteraka ny habe, ny sary ary ny loko tiana hapetaka eo amin'ny akanjo.

😀 Na olon-tsotra ianao, na orinasa na sekoly, dia afaka mandray ny commande-nao izahay amin'ny fanaovana impression amin'ny lamba tahak'itony.

☎️ : 0347999469
📧 : [email protected]
🙃 Azonao atao koa ny tonga dia mandefa mp aminay raha mila fanazavana fanampiny ianao.

Address

Rue Gouverneur Rasalomon
Antsirabe
110

Telephone

+261347999469

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Graph Tahina - Impression Grand Format posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Graph Tahina - Impression Grand Format:

Share