Foire Economique et Commerciale des 23 Régions: Faritra Vakinankaratra

Foire Economique et Commerciale des 23 Régions: Faritra Vakinankaratra Foire Economique et Commerciale des 23 Régions: Faritra Vakinankaratra

Jour J Na nofoanana aza ny teto Vakinankaratara dia mitohy kosa ny any @ Faritra hafa Misy conférence maro ary afaka ara...
25/11/2021

Jour J
Na nofoanana aza ny teto Vakinankaratara dia mitohy kosa ny any @ Faritra hafa
Misy conférence maro ary afaka arahaintsina en ligne eto @ Facebook izany

23/11/2021

Nohon'ny fiparitahan'ny valan'aretina COVID eto @ Faritra Vakinankaratara dia nanapakevitra ny mpikarakara ny Foire Commerciale et économique des 23 Régions fa ahemotra @ fotoana hafa ny hetsika izay nokasaina hatao ny 25 h@ 28 Novembre 2021 ho avy izao . Mahatsiaro ho olom-pirenena tompon'andraikitra izahay ka laharam-pahamehana aloha ny fahasalamana .Izay olona Salama no afaka miasa
Ialana tsiny @ ireo orinasa izay efa niomana fatratra ny handray anjara amin'izany
Ho lazaina eto ihany ny fotoana hamerenana izany
Ho an'ireo izay liana @ fampahalalana ny orinasa dia mitohy ihany ny prise vidéo ka ho alefanay eto @ Page ary afaka manoratra miafina
Isaorana etoana :
- Bijouterie Tsiory Sergio
- Rapha Madagascar
- Fydoux
-Ascuma
- Soa Guest House ,
- Nosy Maitso izay efa nanao ny tournage ary afaka jerena ato @ page ireo vidéo ireo
Mankasitraka indrindra tompoko

18/11/2021

Anisany mandray anjara amin'ny Foire Économique et Commerciale eto Vakinankaratra ihany koa ny SOA GUEST HOUSE sy ny NOSY MAITSO

18/11/2021
17/11/2021

Fy doux sy ny Bira Fabrics dia mandray anjara amin'ny Foire Economique et Commerciale eto Vakinankaratra

Address

Antsirabe
110

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Foire Economique et Commerciale des 23 Régions: Faritra Vakinankaratra posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Foire Economique et Commerciale des 23 Régions: Faritra Vakinankaratra:

Share