Fivmpama Vakinankaratra Ofisialy

Fivmpama Vakinankaratra Ofisialy Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Fivmpama Vakinankaratra Ofisialy, Business Center, Piste, Antsirabe.

17/05/2026
17/05/2026

Niroso tamin’ny sivana voalohany ny équipe Fivmpama Vakinankaratra Ofisialy omaly tao Amin’ ny CCI.

Raha 40 ireo start-up ireo no nanao ny pitch dia 20isa no ho tafiakatra Amin’ ny dingana manaraka izay atao Amin’ ny Aro hôtel ny 5-6juin ho avy izao.

Mandrapahatonga An’izay dia mbola mitohy hatrany ny fampiofanana azy ireo.

-up #

👋🏻Vita ny dingana  voalohany izay natao tao Amin’ ny CCI, izay nandrasana ireo start-up miisa 40 avy Amin ny sehatra mis...
04/05/2026

👋🏻Vita ny dingana voalohany izay natao tao Amin’ ny CCI, izay nandrasana ireo start-up miisa 40 avy Amin ny sehatra misy azy avy:

✅Ny agribusness✅tourisme et artisanat✅Mine✅ technologies et innovations.

🍀Nototosaina ny sabotsy 2mai teo moa entretien tête à tête ahafahana nahafatatra be be Kokoa ny tetikasa ny zareo

🍀Ny sabotsy 9 mai Amin’ ny 10h indray ny fihaonana manaraka, hiditra lalindalina kokoa isika hianatra.

🍀Mankasitraka An’ireo candidats rehetra fa Tena hita taratra ny fahavononana.

🍀Mankasitraka ny mpikambana ato Amin ny Fivmpama izay mpikarakara mavitrika

🍀Mankasitraka ireo partenaires rehetra BNI Madagascar 🌹- Assurance ARO Antsirabe🌹 - Orange Madagascar🌹

Tongava maro fa ahita izay ilaina rehetra oh!
18/03/2026

Tongava maro fa ahita izay ilaina rehetra oh!

🍀Mankasitraka 🌱 CAFPA, mpianatra s’y ireo mpampianatra, nanaiky nitafatafa sy namelabelarana ny start-up 2026.    -up
18/03/2026

🍀Mankasitraka 🌱 CAFPA, mpianatra s’y ireo mpampianatra, nanaiky nitafatafa sy namelabelarana ny start-up 2026.
-up

17/03/2026
🌳Misaotra sy mankasitrakana antsika Fivmpama Sy CGA n’y ORTvak ary indrindra fa ny ferme Sangria izay toerana nahafahana...
14/03/2026

🌳Misaotra sy mankasitrakana antsika Fivmpama Sy CGA n’y ORTvak ary indrindra fa ny ferme Sangria izay toerana nahafahana 🌳🌱namboly Hazo, nahafahana n’y 🍀se ressourcer,nialana voly tanteraka fa tena nafinaritra tanteraka.

Mbola mitohy ny fihofanana karakarain’ny FiVMPAMA vakinankaratra ah!Fisaorana mitafotafo no atolotra an’ireo formateur r...
09/04/2025

Mbola mitohy ny fihofanana karakarain’ny FiVMPAMA vakinankaratra ah!
Fisaorana mitafotafo no atolotra an’ireo formateur rehetra nifandimby isan’izany Madame RAKOTO Harimino, Talen’ny INSCAE,
Niompana tamin‘ y État Financièrs
Mankasitraka indrindra azy sy isika mpiofana, ary mbola manentana hatrany fa mbola misy androany sy Rahampitso.
Ny toerana tsy miova fa ao amin‘ y Arotel hatrany.

Address

Piste
Antsirabe
110

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Fivmpama Vakinankaratra Ofisialy posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Fivmpama Vakinankaratra Ofisialy:

Share