Sera Carreau Antsirabe

Sera Carreau Antsirabe Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Sera Carreau Antsirabe, Business Center, Antsirabe.

šŸ“¢WC Ć  la  Turque 55.000ar tel 034 91 298 24 watssap 038 38 836 17 na miditra mp iany ko
12/08/2026

šŸ“¢WC Ć  la Turque 55.000ar
tel 034 91 298 24
watssap 038 38 836 17
na miditra mp iany ko

CARREAU sary šŸ˜MASINA MARIAšŸ˜60*120cm  ,misy Zay isa ilaina ,afaka miantso AVY atrany 034 9129824  n amiditra mp
10/08/2026

CARREAU sary šŸ˜MASINA MARIAšŸ˜
60*120cm ,misy Zay isa ilaina ,afaka miantso AVY atrany 034 9129824 n amiditra mp

05/08/2026

ARRIVAGEšŸ˜
Tonga ndrai ny chaise anglaise 199.000ar

17/07/2026
22/06/2026

Ireo polisy manakana eo tsivatrinikamo reo ,notazominy teo le vadiko f tsis permis on amle moto 49cc šŸ¤” avy niasa tany betafo amelomany famille ny de tAraiky vao niala sitran mba vit ny asa ts navelany nande mintsy ra tsy nametraka kely fa nilainy vaniny teo za aty atrano mitebiteby fa oe nis loza naazo ve no tsy tonga iany farany niangavy le piara monina mba ijery azy tany ,mampalaelo le toetsaina fa ts maatezitra tsony fa manin enao ra manao fangatahana et am fb ref tena tsy ampy le karama fa ts manao ol anzan😤rovina ian vo hio afaka amzan toetsaina izan

19/06/2026

Efa mihena be mintsy lay fivontosana ,isaorana ny Tompo ka hiroso am fandidiana am herinandro ,magataka zay sitrakin fonao izy ireo indrindra vavaka tompoko Pasy no anarany refa manonona vavaka ianao
Misy numero azahona andreo mivantana
038 58 951 39 Jean mihetsika anarana am m vola
Mankasitraka de mirary soa antsika koa

25/05/2026

SAVIK'OMBY tsaramasoandro manandona mlay an 😊

FINARITRA EšŸ˜€Isaorana ny tompo fa hiakatra androany i Pasy lay zaza mivonto maso .isaorana indrindra isika rehetra nanao ...
04/05/2026

FINARITRA EšŸ˜€
Isaorana ny tompo fa hiakatra androany i Pasy lay zaza mivonto maso .isaorana indrindra isika rehetra nanao ny fitia tsy mba hetra ,ireo nanome mivantana no voaray satria mbola ts nilamina ny numero tokony nandefasana ny fanampiana fa efa noezahana dia efa misy numero afaka andefasana mivantana amindreo .Efa misy mandray antanana ihany izy fa tsy masakana zay te hanampy na ataon zaza regime fotsiny azaā¤.mangataka vavaka hatrany i Pasy fa mbola hiatrika fandidiana .mankasitraka tompoko de mirary soa antsika koa
038 58 951 39 anaran i Jean Mihetsika dadabean zaza

02/05/2026

Ndao isika hisaotra an'Andriamanitra mandrakariva raha mbola omeny fasalamana

01/05/2026

Miarahaba tompoko
Tohin le zaza marary maso tokony hanaraka fitsaboana
Tsy niakatra androan ndrai zareo fa mbola ts nalefandreo fa ts fantatro zay tena antony fa alatsinainy ndrai oe vo miakatra de mbola ao andranomadio ,koa isaorana indrindra zay afaka mijery azy mivantana .lay numero tokony andefasana fanampina azy mivantana mbola misy ts milamina fa tsis ertel money de mbola eo ampitadiavana vaha olana .mankasitraka indrindra am fifampitsinjovana

Address

Antsirabe

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Sera Carreau Antsirabe posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share