Vala Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Vala, Business Center, Antsirabe.

16/02/2026

đŸŒ±Avaditsika ho harena ny fako miaraka amin'ny lombricompostđŸŒ±

Mitady vahaolana maharitra hanatsarana ny zaridainao na ny zavamaniry ao an-trano ve ianao? Aza mitady lavitra! Ny lombricompost no anisan'ny valiny tsara indrindra ho an'ny tia natiora sy zaridaina.

Izahay dia manana lombricompost tsara kalitao

✹ Nahoana no tokony hisafidy ny lombricompost anay? ✹

100% Voajanahary: Vita amin'ny fako organika, ny lombricompost anay dia zezika manankarena otrikaina.

Manatsara ny kalitaon'ny tany: Manampy amin'ny fitazonana ny rano sy ny fitomboan'ny zavamaniry.

EkĂŽlĂŽjika : Fomba tsotra handraisanao anjara amin'ny fiarovana ny tontolo iainana !

Mora ampiasaina: Na vao manomboka na efa za-draharaha, ny lombricompost anay dia mifanaraka amin'ny filanao rehetra.

đŸŒŒ Tolotra manokana! đŸŒŒ Ho an'izay rehetra mividy amin'ity volana ity, mahazoa fihenam-bidy 10%

đŸ€—Atoro anao tsara ny fampiasana azy

Aza miandry ela : omeo ny tsara indrindra ny fambolenao ! Mifandraisa amin'ny hafatra manokana raha hanao "commande" na raha misy fanontaniana.

Ataovy safidy ny fambolena salama sy mamokatra miaraka amin'ny lombricompost anay! 🌿

Rary soa ho anao
✹

đŸ„‹ Retrouvez l’équilibre et la sĂ©rĂ©nitĂ© avec l’AĂŻkido !Vous cherchez une activitĂ© qui allie bien-ĂȘtre physique, disciplin...
28/01/2026

đŸ„‹ Retrouvez l’équilibre et la sĂ©rĂ©nitĂ© avec l’AĂŻkido !

Vous cherchez une activitĂ© qui allie bien-ĂȘtre physique, discipline mentale et self-dĂ©fense ?

Au sein de notre centre de bien-ĂȘtre, nous ne nous contentons pas de bouger, nous cultivons l'harmonie. L’AĂŻkido est l’art de transformer la force de l’autre en Ă©nergie positive. C’est la discipline parfaite pour Ă©vacuer le stress de la semaine et booster sa confiance en soi.

Pourquoi nous rejoindre ?

✹ Accessible Ă  tous : Peu importe votre condition physique de dĂ©part.

đŸ€ Esprit de communautĂ© : Apprenez dans une ambiance bienveillante et authentique.

🧘 Mental d'acier : DĂ©veloppez votre concentration et votre calme intĂ©rieur.

📅 Quand ? Tous les Samedis et Dimanches matin. Le crĂ©neau idĂ©al pour dĂ©marrer votre journĂ©e avec une Ă©nergie nouvelle !

📍 OĂč ? Vala Farm, Androvakely Antsirabe

🚀 PRÊT(E) POUR UN ESSAI ? Les places sont limitĂ©es pour garantir un encadrement de qualitĂ©.
👉 Envoyez-nous un message privĂ© (MP) dĂšs maintenant pour rĂ©server votre sĂ©ance de dĂ©couverte ou posez vos questions en commentaire ! 👇

26/01/2026

"Main verte & Esprit Zen"?

Vala Farm - Androvakely Antsirabe
038 77 206 59

On court toute la semaine, on gĂšre le stress, le bruit... À Antsirabe, il existe dĂ©sormais un lieu oĂč le temps s'arrĂȘte....
21/01/2026

On court toute la semaine, on gĂšre le stress, le bruit... À Antsirabe, il existe dĂ©sormais un lieu oĂč le temps s'arrĂȘte. Imaginez une journĂ©e rien qu'Ă  vous :

Oubliez les parcs bruyants. DĂ©couvrez une expĂ©rience unique de reconnexion Ă  la terre et Ă  soi-mĂȘme. ✹

đŸŒ± Au programme de votre journĂ©e :
‱ HortithĂ©rapie : Apprenez Ă  cultiver la sĂ©rĂ©nitĂ© dans notre potager bio.
‱ Nutrition : GoĂ»tez Ă  notre cuisine saine "des jardins Ă  l'assiette".
‱ DĂ©tente : Massage professionnel dans un cadre relaxant.
‱ Se reconnecter Ă  soi-mĂȘme : Bain sonore mĂ©ditatif.
‱ Bonus : AccĂšs libre Ă  nos espaces de lecture, jeux de sociĂ©tĂ©, tisanerie, terrain de sport doux pour un rĂ©veil musculaire.
❌ Établissement calme - Zone de silence et de ressourcement.

🚗 Service Transport : Nous proposons un service de transfert depuis le centre-ville pour vous emmener en toute tranquillitĂ© jusqu'Ă  notre bulle de SĂ©rĂ©nitĂ©.

👉 RĂ©servez votre dĂ©connexion dĂšs maintenant !
📞 Contact & RĂ©servations : +261 38 77 206 59

🌿 Fahatoniana ato amin'ny Vala Farm! 🏡Manonofy fotoana feno fitoniana sy te-hifandray amin'ny natiora ve ianao? Manana t...
20/01/2026

🌿 Fahatoniana ato amin'ny Vala Farm! 🏡

Manonofy fotoana feno fitoniana sy te-hifandray amin'ny natiora ve ianao? Manana toerana fandraisam-bahiny mety aminao izahay !
Tongava mitsidika ity toerana kely mahafinaritra ity, zava-boary sy rivotra madio no miandry anao. Ankafizo ny hakanton’ny zaridaina, ary avelao ny fitoniana hanome hery vaovao ho anao. Na miaraka amin'ny fianakaviana, na miaraka amin'ny olon-tiana, na hitady fahanginana fotsiny, dia misokatra ho anao ny Vala Farm.
Tena tsy hohadininao ny fotoana eto, lavitry ny tabataban'ny tanĂ na.

✹ Tongava maka aina aty amin'ny Vala Farm ! ✹
Antsirabe

Misy voninkazo ihany koa ato amin'ny Vala. Alefanay tsikelikely etoAfaka tonga dia miditra MP raha misy anontanianao
29/12/2025

Misy voninkazo ihany koa ato amin'ny Vala. Alefanay tsikelikely eto
Afaka tonga dia miditra MP raha misy anontanianao

27/12/2025

Titre : OpportunitĂ© Partenariat Industriel/Agro – Hangar 310mÂČ â€“ Antsirabe Centre
Description : PropriĂ©taire d’un bĂątiment industriel stratĂ©giquement situĂ© Ă  seulement 1 km du centre-ville d'Antsirabe, je recherche un partenaire associĂ© (apport en capital et expertise technique) pour lancer ou dĂ©velopper une activitĂ© Ă  forte rentabilitĂ©.
Atouts du site :
‱ Surface : 310 m2 (30m x 15m), espace ouvert et modulable.
‱ Énergie : ÉquipĂ© en Courant Force (TriphasĂ©) et accĂšs eau.
‱ AccessibilitĂ© : AccĂšs direct pour camions de petit tonnage.
‱ Localisation : ProximitĂ© immĂ©diate des zones de main-d'Ɠuvre et des commerces du centre.
Profil recherché : Je recherche un collaborateur sérieux disposant d'un projet concret et de la capacité technique/financiÚre pour l'exploiter. Ouvert aux secteurs de la transformation agro-alimentaire, petite industrie, textile de précision ou stockage à haute valeur ajoutée.
Contact : Alucd / +261 344014713/ [email protected]
________________________________________
Headline: Business Partnership Opportunity – 310sqm Industrial Warehouse – Antsirabe Center
Description: Owner of a strategically located industrial facility just 1 km from Antsirabe city center is looking for a business partner/associate (capital investment and technical expertise) to establish a high-potential venture.
Facility Features:
‱ Size: 310 sqm (20m x 15m), flexible open floor plan.
‱ Utilities: Fully equipped with Industrial Three-Phase Power and water supply.
‱ Accessibility: Easy access for small to medium-sized trucks.
‱ Location: Prime location near labor pools and city center amenities.
Ideal Partner: I am looking for a professional partner with a solid business plan and the technical/financial resources to scale a project. Open to sectors such as food processing, light manufacturing, specialized textile production, or high-value logistics.
Contact : Alucd / +261 344014713/ [email protected]

Call now to connect with business.

Faly izahay eto amin’ny Vala Farm miaina rivo-baovao. Nandritry ny telo herinandro izay tonga hanatevin-daharana ato ire...
18/12/2025

Faly izahay eto amin’ny Vala Farm miaina rivo-baovao.
Nandritry ny telo herinandro izay tonga hanatevin-daharana ato ireo tanora nanaraka fiofanana manokana momba ny fambolena, fiompiana, tontolo iainana. Tsy “stagiaires » fotsiny izy ireo, fa tena olon’ny fanovana ny anio, mpitarika rahampitso.
Tanora mandray andraikitra, tsy mitady asa fa mamorona asa.

🌍 Miankina amin’ny tanora toa azy ireo ny tena fampandrosoana dradradraintsika. Nisafidy izy ireo ny hirotsaka an-tsitrapo, tsy karamaina, fa mifampizara traikefa. Ireo fahalalana norantoviny dia arotsany ao amin’ny asa ataony. Mitondra hevi-baovao, hanampiana ny mpiara-belona amin’ny fanjariana ara-tsakafo manoloana ny fiovaovan’ny toetr’andro

đŸŒ± Ny traikefa azony eny an-kianja, lavitry ny latabatra an-tsekoly, dia tsy ho voasanda. Hafa mihitsy ny sedra lalovana. Ary io no fomba iray ahafahana mamadika ny fahalalana ho fahaiza-manao.
🎯Tsara fototra ny traikefa arak’asa. Mivelatra izy, mihalehibe, miha-matihanina.

☝Aza miala lavitra ! Alefanay eto ny mombamomba ireo tanora sy ny talentany tsirairay avy.

👏 Mankasitraka anareo mpirotsaka an-tsitrapo ! Tanora toa anareo no andrandrain’i Gasikara đŸ‡Č🇬

L'engagement est la premiĂšre semence du succĂšs.

đŸŒ± Hatsarao hatrany ny fahasalaman’ny fambolenao ! 💧Hainao ve fa anisan’ny tsiambaratelon’ny fanatsarana ny vokatra sy ny...
17/12/2025

đŸŒ± Hatsarao hatrany ny fahasalaman’ny fambolenao ! 💧
Hainao ve fa anisan’ny tsiambaratelon’ny fanatsarana ny vokatra sy ny voninkazo ny fampiasana ranon-jezika ?
🌟 Ireo tombotsoa azo avy aminy
1. ⚡ Trohan’ny zava-maniry avy hatrany
o Tsy mila fotoana handevonana intsony ireo otrikaina ao amin’ny ranon-jezika fa tonga dia afaka raisin’ny fakan-java-maniry. Mitovy amin’ireny « boost » ara-tsakafo tonga dia vonona ireny. Tena manatsara sy manome hery hainga indray ireo zava-maniry lazon’aretina (ravina mavo, ela faniry
)
2. 🎯 Fitovian’ny fatran’ny otrikaina raisin’ny zava-maniry
o Rehefa manondraka ianao dia azonao antoka fa mitovy sy voalanjalanja avokoa ny fatran’ny otrikaina ao anaty ranon-jezika (N-P-K sy oligo-Ă©lĂ©ments). Ny zava-maniry tsirairay dia mahazo ny fatra marina ilainy, tsy atahoranao hoe hisy fatra diso tafahoatra amin’ny otrikaina sasantsany.
3. đŸ§Ș Mora ampiasaina sy afangaro
o Azonao kajiana tsara ny arihitra ilainao arakaraky ny filàn’ny zava-maniry (amin’ny famafazana, amin’ny fotoana mamelana, mamoaka voa
) sy ny karazan’ny tany ambolenao.
4. 💧 Mety foana na ho an’ireo fambolena anaty pît aza
o Matetika lasa mifatratra ny tany anaty pot no sady mora manary otrikaina. Ny fampiasanao ranon-jezika dia vahaolana iray ahafahana mitahiry ny sakafon ilain’ny zava-maniry no sady hisorohana ny « salinisation » tafahoatra.
🧐 Mba tena ahazoanao vokatra tsara dia araho an-tsakany sy an-davany ny toromarika, indrindra ny arihitra ilaina. Aleo manisy ranon-jezika matetika fa kelikely toy izay mahalana fa atao be dia be.
Mampiasà ranon-jezika fa dia ho hitanao ny hafalian’ny ny zava-manirinao !

Izahay dia mamokatra ranon-jezika biolojika tena mandaitra

Address

Antsirabe

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Vala posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share