Pi Network Madagascar

Call Directions Website Contact the business

Pi Network Madagascar Raha te hafantantra ny mikasika Pi Network dia azonao tsindrina ny @ > ๐Ÿ‘‡.

20/09/2026

Verification KYC (Norme Pi Network)

Ny olona niditra niantomboka t@ juillet 2024 dia rehefa vita ny 30 session efa afaka manao verification ianao. Fa rehefa hanao verification CIN/permi/passeport dia mila phone version 10 miakatra mba ialana ny @ olana camera (afaka jerena ato) https://www.facebook.com/100083143430000/posts/404332425681535/?app=fbl ary tsy ireto tรฉlรฉphone ireto koa anefa https://www.facebook.com/100083143430000/posts/404330872348357/?app=fbl

Ka mialรดha hanao an'ilay verification KYC dia mila ahena(minimum) ny taille de police sy taille d'affichage an'ilay finday ka ataovy plus petit [any @ paramรจtre de tรฉlรฉphone izany ( https://www.facebook.com/61563864602995/posts/122158105922462153/?app=fbl )] zay vao mandeha manao verification KYC [marihina fa @ Pi broswer no manao ny verification KYC]

Fรดmba fakร na sary
Mila mazava tsara toerana hangalana an'ilay sary CIN tsy misy tselatra hazavana mandeha eo.
Sary1(recto an'ilay CIN)[ilay misy photo]
Sary2(verso an'ilay CIN)[ilay ambadika]

NY FOMBA FAMENOANA NY DOCUMENT AO
Mila tsy misy valaka ny ao @ CIN ny rehetra fa indrindra ireto nom(anarana), prรฉnoms(fanampin'anarana), date de naissance, ary numรฉro CIN. Tsy fenoina ny '' expiration du document '' ka cochez ny pas d'expiration.

Fรดmba fakร na vidรฉo kely ao iny dia mila olona no mitazona finday(tรฉlรฉphone) ka izy no mibaiko anao, MANAO HOE tourne droite, tourne gauche, lever la tรชte, regarde en bas et sourire. [marihina fa ilay mibaiko tsy mila azon'ny camรฉra] ary koa efa misoratra eo ny zavatra ho tenenin'ny mpibaiko.

Eo @ etape farany dia ny sary eto ambany izany
Mila ny 90% donnรฉes no Otran'ny mainty2 io vao tokony atao ny '' confirmation d'envoyer '' fa raha tsy otran'io nefa nalefa tany foana dia ho pending(4/5/12 mois) vao hanao ressoumettre indray.
Tsy validรฉ mihitsy eee, fa handalo ressoumettre foana.
โ„น๏ธ Ka noho izany dia mila averina indray ilay fangalana sary ka ataovy @ toerana mazava2 kokoa.
ATO NY TOROLALANA AN-TSARY, https://www.facebook.com/61563864602995/posts/122168933822462153/?app=fbl

BONUS, afaka atao @ telephone tsy manao minage Pi rehefa hanao vรฉrification KYC raha ohatra tsy mahazaka ny finday anao fa aza forcรฉ-na.
NB: aza manao fahadisoana [ https://www.facebook.com/photo.php?fbid=680260108088764&set=a.128493593265421&type=3&mibextid=x2JhwOrWc1zPr7jJ ]

Raha ohatra teo ny vรฉrification KYC anao tsy nety, andramo sao efa mety.
18/09/2026

Raha ohatra teo ny vรฉrification KYC anao tsy nety, andramo sao efa mety.

12/09/2026

Jereo kely ao @ play store fa niakatra 1.46.1 ny versiรดna Pi Network.

Izay vao isika ahita an'izany contrat intelligent ao @ Pi.Mbola test protocole v27 fa Amin'ny 15 septambra vao ho tonga ...
28/08/2026

Izay vao isika ahita an'izany contrat intelligent ao @ Pi.
Mbola test protocole v27 fa Amin'ny 15 septambra vao ho tonga @ principal.

20/08/2026

Manaova Minage fona ๐Ÿ™๐Ÿ”ฅ

Sao tsy mandeha ny anao ao fa efa nisy version vaovao ny psiphon.
19/08/2026

Sao tsy mandeha ny anao ao fa efa nisy version vaovao ny psiphon.

MediaFire is a simple to use free service that lets you put all your photos, documents, music, and video in a single place so you can access them anywhere and share them everywhere.

18/08/2026

K'aiza daholo ee.
Efa arakanreo ve fa @ izao dia tsy miandry 30 andro intsony ilay vรฉrification KYC ?
Amin'ny andro anaovana fanoratana anarana dia f'efa mety manao vรฉrification KYC.

Jereo kely fa misy fanavaozana ny application.Mise ร  jour.
15/08/2026

Jereo kely fa misy fanavaozana ny application.
Mise ร  jour.

23/07/2026

Aza adino manao Minage ๐Ÿ™๐Ÿ”ฅ

Address

Antsiranana

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Pi Network Madagascar posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Pi Network Madagascar:

Shortcuts

Share