29/02/2024
Ndao fantarina inona ny atao hoe Hyène ?
Ny Hyène dia bibidia, nom scientifique=Crocuta crocuta
bibidia, ka ny hena no fototsakafony(Henan'ny omby, henan'ny Kisoa,...)
Tsy liona izy io ary Tsy Fosa(amboadia) fa karazany hafa izay lehibe kely nohony alika.
manana tongotra efatra mitovy @ alika fa lava kely ny tongony aloha ary fohy kely ny tongony hafara ka heverintsika hotrany mitsangana izy rehefa mandeha,
Misy volo matevina @ tendany sy lamosiny.
Ny feony dia otrany olona mihomehy reny. Biby mampinono ny Hyène.
Karazana Biby tsisy eto Madagasikara ny Hyène fa efa nahitana ny teto t@ taona 28/09/017 tany Toamasina ary efa naty ilay hita.
zarazaraho mbola tsy mafantatra ilay sary,🙏??
https://www.facebook.com/s.e.a.madagascar/videos/889858831624975/?app=fbl