21/03/2024
Miarahaba antsika rehetra izahay avy ato amin'ny PIPS Academy.
Izahay ato dia manofana antsika rehetra izay maniry ny hiditra amin'ny sehatra " MARCHÉ FOREX" izay fantantrin'ny maro amin'ny hoe " MARCHÉ BOURSIER".
Hoantsika zay naniry ny hiditra amin'io sehetra io nefa tara tamin'ny andininy voalohany, dia tonga ndray ity ny andininy faharo. Ny fianarana izany dia efa natao mba hifanaraka amin'ny fahafahantsika rehetra satria misy fianarana amin'ny maraina sy en ligne hoan'izay tsy afaka. Ny sarany dia efa natao amin'izay zakantsika rehetra. Koa dia lazao ary ny tapaka sy ny namana zay tara tamin'ny andininy voalohany fa voafetra ihany ny toerana.
Rah mila fanazavana fanampiny dia antsoy ny laharantarobia etsy ambony.
Misaotra tompoko.