A.U.A

A.U.A Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from A.U.A, Business Center, Ankiriky Antsohihy, Antsohihy.

25/03/2025

Miarahaba anareo namana rehetra ato @ groupe.
Raha tsiahivina dia feno roa taona ny nitsanganany AUA régional teto Antsohihy, maro ny fanentanana izay natao teto @ mety hampandrsoana ny fikambanana, ka @ izao taona 2025 izao taona fanavaozana. Ny birao ny mamaritra ny mety azo anatanterahana izany. Koa manentana atsika hanaraka tsy tapaka ny vaovao ato @ groupe.

Tonga niarahaba sy namangy  an'i Mr le DREN SOFIA ny A.U.A( Anciens de l'Université d'Antsiranana) androany faha 24/03/2...
24/03/2023

Tonga niarahaba sy namangy an'i Mr le DREN SOFIA ny A.U.A( Anciens de l'Université d'Antsiranana) androany faha 24/03/2023 tamin'ny 09 ora sy 30 minitra antoandro tao amin'ny toeram-piasany.
____________________________________
Tanteraka ny fiarahabana sy ny famangiana an'i Mr le DREN SOFIA tao amin'ny toeram-piasany, samy Anciens de l'Université d'Antsiranana ka mankasitrakan'ny mpanendry izay nanomeo fatokisana fa matoa voatendry dia olonkendry. Vonona zahay namanao hanampy anao amin'ny adidy mavesatra izay napetra aminao ato amin'ny faritra SOFIA .

Ze mahay no manao j'aime
19/03/2023

Ze mahay no manao j'aime

Jean RAVOSON no voafidy ho filoha voalohany hitantana ny association A.U.A(Ancien Université Antsiranana) ato SOFIA. Eto...
17/03/2023

Jean RAVOSON no voafidy ho filoha voalohany hitantana ny association A.U.A(Ancien Université Antsiranana) ato SOFIA.
Eto zahay mirary SOA an'i Filoha vaovao mba hahaleo hahalasa ny A.U.A

A.U.A Ancien Université D'AntsiranaNijoro Androany ny association koa manentana anareo namana rehetra Izy nianatra tany ...
17/03/2023

A.U.A
Ancien Université D'Antsirana
Nijoro Androany ny association koa manentana anareo namana rehetra Izy nianatra tany mba ho Tonga hanatevin-daharana.
Ho tateriko eto misimisy @ manaraka.

Address

Ankiriky Antsohihy
Antsohihy

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when A.U.A posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share