29/09/2025
️ Salama daholo e ! 👋
~ Fotoana tena tsara hanorenana fotodrafitrasa izao main-tany izao 🔅🏗️
✅ ~ Eto izahay raha mitady fitaovana tsara kalitao sy azo itokisana ianao, Manana izay rehetra ilainao izahay ho an’ny fanorenana :
✔ Vokatra avy @ "Concasseur" : gravillon, gravillonnette, sable de carrière
✔ Parpaing, moellon, caillasse, sable de rivière
✔ Ciment, Bois, planche, fer 🏗️
✔ Peinture, jardinage, pierre décoratif 🏩
~ Koa aza misalasala ary na orin'asa na olon-tsotra fa vonona hiara-iasa izahay.
~ Mpamatsy azo antoka ary mijoro ara-dalana (Nif stat) 📋
~ Tompony mivantana, azo hifampiresahana tsara, vidin'entana ihany koa mirary 🤝
~ Manao livraison n'aiza n'aiza ihany koa izahay 🚚
🤳 Mandefasa hafatra miafina na antsoy ny 034 50 667 78
📩 Afaka manoratra amin’ny WhatsApp ihany koa!
Andao hiaraha-manorina ny nofinofinao ! 👷😊