AnjarafyGroup

AnjarafyGroup Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from AnjarafyGroup, Wholesale & Supply Store, Fianarantsoa, Betafo.

Hafatra
15/07/2025

Hafatra

Iarahana milanja ny Tokatrano

Ny tokantrano dia toy ny lakana entina miampita onja . Tsy tokony hisy iray mandanjalanja fotsiny, fa mila miasa miaraka, mifanohana, mifampitsinjo.

Tsy andraikitry ny vehivavy fotsiny ny mitantana trano, tsy adidin’ny lehilahy irery koa ny mitady vola. Samy manana andraikiny, samy mitondra ny anjara birikiny. Rehefa samy miezaka, samy mamelona fitiavana, vao mitombina sy maharitra ny tokantrano.

Tadidio:
➡️ Raha iray no misintona, dia ho trotraka.
➡️ Raha iaraha-misintona, dia mandroso.

Ny fianakaviana sambatra dia vokatry ny fanapahan-kevitrin'ny roa tonta: ny hitia, ny hihaino, ary ny hifampizara adidy, isan’andro.
Araho hatrany ny page Ezekia Officiel

15/07/2025

Efa kely sisa dia BACC le akizy an.🤣🤣🤗🙏

17/06/2025

Mirary soa ny mpanala fanadinana CEPE Rehetra eto Betafo.

Mangataka reaction ❤ amitsika namana.Miditra ao @ Pejy .Merci.
30/01/2025

Mangataka reaction ❤ amitsika namana.Miditra ao @ Pejy .Merci.

Couple Numéro 309

16/10/2024

Manahoana ny hafanana any aminareo any?
Ny aty miakatra tsara ☀☀☀

10/07/2024

Efa vonona daholo ve ny mpanala BACC Eto Betafo 👋

30/01/2024

Afaka manao ny asa momban'ny Publicite rehetra izahay Tompoko. tena mirary.

13/01/2024

NEGATIVITY , fisainana ratsy , fieritreretana tsy mampandroso , ahiahy ,tahotra , fanambanina tena , sakana tsy handroso...
06/01/2024

NEGATIVITY , fisainana ratsy , fieritreretana tsy mampandroso , ahiahy ,tahotra , fanambanina tena , sakana tsy handrosoana .
MISY OLONA MISAKAFO ARA_PAHASALAMANA TSARA ,MATORY TSARA ,MANAO SPORTS , TSY MISOTRO ALCOOL, TSY MIFOKA SIGARA ANEFA MBOLA MARARY ,TSY SALAMA . INONA NO METY ANTONY ?
NY FANANANA FOMBA FISAINANA NEGATIF , MANIMBA SAINA NY ATIDOHA IO FISAINANA NEGATIF IO , POTEHININY NY SAINA , ARY MISY FIATRAIKANY AM FAHASALAMANA REHEFA POTIKA NY SAINA . Tsy ny fiainana ihany no potika fa ny fahasalamana ihany koa ,mitarika aretina ny negativity mahatonga aretin_tsaina aloha voalohany ,mitarika am taova hafa ihany koa . MANANA FOMBA FISAINANA POSITIF IO NO MAHASALAMA .
IZAY NO MBA ATAO CHALLENGE AM ITY TAONA 2024 ITY . MIEZAHA MIARAKA AM OLONA MANANA FISAINANA POSITIF , miala am izay negatif tsy mampandroso , aza zatra mihaino na mijery vaovao NEGATIF ihany koa ,zavatra POSITIF ezahana jerena sy hainona . Azo atao koa ny manao meditation sy yoga .
MIRARY SOA

Organic Food

Address

Fianarantsoa
Betafo
113

Telephone

+261341240861

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when AnjarafyGroup posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to AnjarafyGroup:

Share