Formateur Dijon Nantenaina

Formateur Dijon Nantenaina ouvert pour : offre d'emploi,vente et achat de produit,formation,publicité

Manana Principe am fiainana -----------------------------Mety gaga ianao raha ilazaho hoe ianarana ny mamorona disciplin...
21/09/2023

Manana Principe am fiainana
-----------------------------
Mety gaga ianao raha ilazaho hoe ianarana ny mamorona discipline ho anao samirery.

Nandritra ny fotoana maro dia nampianarina atsika hanaraka toromarika ( ex : ne parle pas la bouche pleine, manangana tanana rehefa hiteny, miditra am fito mirava a 11h, ...) iza amintsika no tsy neheno an'zany tam fiainantsika.
Manomboka androany, mandiniha tsara, fantaro zay mahatsara ny fiainanao. Manangana principe ho anao manokana, manana ny maha izy anao, ary ampivoaro hatrany ny fiainanao.
Io principe io no tetezana hiampitana aminy fahombiazana. io principe io no hampiavaka anao aminy be sy ny maro,,,

Le moteur d'un bateau a défailli et personne n'a pu le réparer, alors ils ont engagé un ingénieur mécanicien avec 40 ans...
21/09/2023

Le moteur d'un bateau a défailli et personne n'a pu le réparer, alors ils ont engagé un ingénieur mécanicien avec 40 ans d'expérience.
Il a inspecté le moteur très soigneusement, de haut en bas.

Après avoir fouillé les choses, le gars a mis sa main dans son sac et a sorti un petit marteau.
Il a frappé doucement quelque chose. Aussitôt, le moteur a remis en marche.

Le moteur était réparé !
7 jours plus t**d, les propriétaires ont reçu leur facture de 10 000 $.
"Quoi ?! " disent les propriétaires. "Tu n'as presque rien fait. Envoyez-nous une facture détaillée."
La réponse a simplement dit :
En train de frapper avec un marteau : 2 $
Savoir où jouer et avec quelle force jouer :
$9,998.

Morale : vous êtes facturé pour ce que vous savez et non pour ce que vous faites, alors svp respectez le travail des autres.

Repost

👉TSY TIAKO NY ASAKO FA AJANOKO !Maro atsika mandalo fitsapana amin'ity fiainana sarotra ity. Mety avy nandalo na mbola h...
06/10/2022

👉TSY TIAKO NY ASAKO FA AJANOKO !

Maro atsika mandalo fitsapana amin'ity fiainana sarotra ity. Mety avy nandalo na mbola handalo aminy eritreritra atsika io fehezanteny io hoe : tsy tiako ny asako fa ho anjanoko na hiova asa hafa Zaho fa tsy vitako tsun ty !!!

Alohany anao hijanona aminy asanao dia tadidio ireto zavatra manaraka ireto :
👉 Tsy misy asa mora izany eto an'tany, fa tsy maintsy miaritra mafy vo tafa,,,
👉 Tsy ny asa atao no maha-tafa olona iray fa ny fahaizany mampiasa vola anaty tokantrano. Misy olona manana asa tsara sy karam ambony fa tsy mivoatra ny fiainanany, ananan'olona trosa maro bé. Nefa misy olona mikarama ambany, nefa hainy mampiasa azy ka mahatsiaro sambatra ilay olona ary mivoatra bé am fiainany
👉 Raha misy asa ianao dia fanampiny asa hafa no katsaho. Mba azahoano loharanombola hafa hanampy izay fidirambola efa misy aminao.
👉Ny asa tompoko dia tsy misy ratsy izany fa ny fehezo aloha ny fiainanao,, fehezo n'y fiboahany vola avy ao ampaosinao,

Raha hitady asa tsotsotra sy mora atao tsy mampanahirana ny saina iano tadidio fa ho lany andro fotsiny iano. Aleo zay efa azonao no kolokoloy tsara de ampio ny fidirambola ao antoka trano,,,

Merci 🙏🙏🙏

27/08/2022
26/08/2022

Address

Fénérive-Est
509

Telephone

+261347931197

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Formateur Dijon Nantenaina posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Formateur Dijon Nantenaina:

Share