Association de Jeune Expert et Club d'Élite- AJECE

Association de Jeune Expert et Club d'Élite- AJECE Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Association de Jeune Expert et Club d'Élite- AJECE, Business Center, Fianarantsoa.

Izahay ato amin'ny AJECE dia manampy mivantana sy mampanao fampiofanana anao izay liana ka tsy avahana. Ho anao te hanan...
08/08/2023

Izahay ato amin'ny AJECE dia manampy mivantana sy mampanao fampiofanana anao izay liana ka tsy avahana. Ho anao te hanangana orin'asa majinika, hanangana toerana fiompiana (grande ferme), fanodinam-bokatra rehetra (recyclage de tout produit et matière), fiompana akoho, tantely, trondro... Famoronana loharano sy fisintomana rano tsy mila môtera. Famoronana herin'aratra tsy misy fiafaràna,...
Anjaranao sisa fa mamorona asa no mety izao fa tsy mitady intsony!
Vahaolana lehibe ho anao ny fijoroanay.

Address

Fianarantsoa

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Association de Jeune Expert et Club d'Élite- AJECE posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share